Miisa 6 ny andiam-balala novonoina tany amin’ny kaominina Tanamary Bekisopa, distrika Ikalamavony sy Antsoha, distrika Ihosy, nampiasana helikoptera. Miisa 11 kosa ny tany amin’ny distrika Sakaraha. Nisy koa ny hetsika an-tanety natao tany amin’ny kaominina Andiolava, distrika Ihosy. Teknika fambolena an-tanety avy any Zimbabwe ny Pfumvudza. Atao eto amintsika ny […]
Toe-karena
Toliara : Fiaraha-mientan’ny Base sy ny mponina
Nasehon’ny mponina any amin’ny kaominina Belalanda, Maromiandra, Tsianisiha, Ankilimaliniky ary ny kaominina Toliara I, tamin’ny filaharambe ny fanohanany ny tetikasa Base Toliara, nandritra ny fetim-pirenena 26 jona teo. Nilaza i Tealongo Stella, miandraikitra ny lafiny fahasalamana, ny aro loza ary ny maha olona ao amin’ny Base, fa « sambany nandray anjara […]
Vidin-tsolika : Nidina 200 Ariary ny gazoala sy ny lasantsy
Nasiam-panovana ny saran’ny solika manerana an’i Madagasikara, nanomboka omaly. Nihena 200 Ar izany ankehitriny, raha toa ka nampakarina 10 Ar, izy io teo aloha. Nidina indray! Araka ny fanambarana navoakan’ny Ofisy malagasy misahana ny akoranafo, (OMH), omaly, nahitana fihenana 200 Ariary avy ny lasantsy sy ny gazoala. Nilatsaka 50 Ariary […]
Sekoly tiorka : Mahay tenim-pirenena 6 ny mpianatra
Nisokatra ny taona 2019 ny sekoly iraisam-pirenena tiorka Maarif eto Madagasikara, raha ny taona 2016 no niparitahany manerana ny firenena maro. Misy kilasy garabola hatramin’ ny oniversite. Tsy miankina amin’ny finoana ity sekoly iraisam-pirenena ity, ary anisan’ny ifotorany ny teknlojia sy ny matematika, ny siansa sosialy, sns. Nambaran’ny tomponandraikitry ny […]
Santa-bary : Tafakatra 8,6 t/ha ny voka-bary safiotra any Alaotra
Niakatra ny vary safiotra, nambolena ny volana febroary teo, tany amin’ny kaominina Ambohijanahary, faritra Alaotra Mangoro. Tsara ny vokatra, ary efa homanina sahady ny taom-pambolena manaraka. Fararanom-pifaliana ny any amin’ny kaominina Ambohijanahary, distrika Amparafaravola, faritra Alaotra Mangoro, ny 30 jona teo. Nilaza ny ben’ny Tanàna, Raholison Tahiry, fa nankalazana ny […]




