Toe-karena

« SIAE andiany fahefatra »: Tombony ho an’ny fifanakalozana ara-barotra

Soa fanararaotra hampivoarana ny fandraharahana sy hitadiavana lalam-barotra any ivelany ny SIAE andiany fahefatra. Kendrena manokana ny hampiroboroboana ny fifanakalozana ho an’ny hoavy mamiratra ara-toekarena eto Madagasikara. Maro ny tombontsoa ara-toekarena azo mandritra ny Ranty iraisam-pirenenan’ireo mpisehatra ara-toekarena «Salon International des acteurs économiques» (SIAE) andiany fahefatra, atao eny amin’ny Kianja […]

VAOVAO TAMBATRA

Tafakatra 16% na koa 602 tapitrisa dolara ny fampiasam-bola vahiny (IDE) teto Madagasikara, ny taona 2024. Niakatra io taha io raha oharina ny tamin’ ny taona 2023 izay 519 tapitrisa dolara. Anisan’ireo mahasarika ireo mpampiasa vola vahiny eto amintsika ny sehatry ny fambolena, ny fizahantany, ny angovo, ny teknolojia ary […]

Tetikasa Agropole : Velaran-tany 250 ha any Manjakandriana

Hatomboka any amin’ny kaominina Ambohibary Manja­kan­driana, ny tetikasam-pambolena sy fiompiana goavana “Agropole” ho an’ny faritra Analamanga. Mirefy 250 ha ny velaran-tany hatokana amin’izany. Nilaza ny ben’ny Tanàna (antoko Fivoi), ny Dr. Ratsimanetrimanana Fenosoa, nandritra ny fitsidihana tany an-toerana, ny 3 jona teo, fa “resy lahatra tanteraka amin’ny tetikasa Agropole. Maro […]

Hanatsara ny fanofanana ara-teknika: Lycée telo nisitraka tohana 16 miliara Ar avy amin’ny Jica

Vola hatrany amin’ny 16 miliara Ar no nomen’ny fanjakana Japoney amin’ny alalan’ny Jica an’i Madagasikara hanohanana ny rafi-pampianarana teknika sy hanatsarana ny lentan’ny mpianatra ary hiomanana sahady amin’ny tontolon’ny asa. Mitetina hatrany amin’ny 16 700 000 000 Ar na 531 000 000 Yens Japoney ny tohana nomen’ny Agence japonaise de coopération international, (Jica) ny […]