Miantoka ny famokaran’ ny tsirairay sy fampandrosoana ny toekarena ny fisitrahana sakafo ara-kalitao. Manara-maso ny lalam-pamokarana sy ny fitehirizana izany ny siansa hiantohana ny vokatra maharitra ho an’ny tombontsoa ny mpanjifa. Antoka ho an’ny fivelomantsika ny sakafo madio, ara-kalitao sy ara-pahasalamana. Manampy amin’ny fampandrosoana ny firenena ny fisian’izany noho izy […]
Toe-karena
E-Toerana: Antoka ho an’ny fampandrosoana ny fandraharahana
Notokanana tamin’ny fomba ofisialy, ny alarobia teo, ny efitrano « e-Toerana » eny amin’ny Antenimieran’ny indostria sy ny varotra eto Antananarivo (CCIA) etsy Antaninarenina natokana hanohanana ny fandraharahana. Manara-penitra tanteraka ireo efitrano noho izy ahitana ireo fitaovana niomerika hiaka farany ahafahan’ireo mpandraharaha sy matihanina mifanakalo hevitra ampitain-davitra. Ampiasana ny haitao ara-kajy mirindra […]
Filoha Rajoelina Andry: Manana harena anaty rano miavaka i Madagasikara
Nosokafana, omaly 9 jona, tany Nice Frantsa, ny fihaonambe fahatelo ny firenena Mikambana mahakasika ny ranomasimbe (UNOC 3). Miaraka mikarakara azy i Frantsa sy i Costa Rica, izay haharitra hatramin’ny 13 jona, tarihin’ny filoha frantsay Emanuel Macron sy ny filohan’i Costa Rica, Chaves Robles. Miisa 124 ny firenena mandray anjara, […]
Fasimainty: Tsy niantraika tamin’ny fahasalamana ny andrana
Tsy ahina amin’ny fahasalamana ny fitrandrahana ambanin’ny tany. Manamarina izany ny géologue Valiarimanana Jean-Pascal. Niasa tamin’ny sehatra ambanin’ny tany efa maherin’ny 20 taona i Valiarimanana Jean-Pascal. Manampahaizana amin’ny jeolojia sy ny harena an-kibon’ny tany. Nivoaka teny amin’ny oniversite Vontovorona, sady manana diplaoma MBA amerikanina. Mitazona andraikitra any amin’ny orinasa mitrandraka […]
VAOVAO TAMBATRA
Tohizana ny famatsiana solika ho tahiry ho an’ny orinasa Jirama hiantohana ny famatsiana herinaratra eto Antananarivo. Efa ho iray volana izao no miaina anatin’ny fahatapahan-jiro lavareny ny mponina. Mitombo isan’andro ihany koa ny faharetan’ny delestazy raha toa ka voalaza fa ho ora roa isan’andro izany. Ankehitriny, mananika ny ora enina […]




