Toe-karena

Tondrozotra Task Force Riz : Napetraka ireo paikady

Nozaraina andraikitra mazava ireo sehatra rehetra mandrafitra ny Task Force Riz. Hifandray bebe kokoa amin’ny rehetra ny avy amin’ny foibem-pitondrana misahana ny varotra anatiny (DCI) eo anivon’ny minisiteran’ny Fampiroboro­boana ny indostria sy ny varotra hanamafisana ny andraikitry ny tsirairay mpikambana. Nisongadina ireo nandritra ny fivorian’ireo ankolafy samihafa voakasiky ny raharaham-bary, […]

Fambolena sy fiompiana : Fanoitra amin’ny fampandrosoana ny toekarena

Anisan’ireo sehatra miantoka ny fampandrosoana maharitra ny fiompiana sy ny fambolena. Iankinan’ny fampiroboroboana ny toekarena sy manampy amin’ny fahatrarana ny fahaleovan-tena ara-tsakafo ireo seha-pihariana ireo. Manana anjara toerana goavana amin’ny fampandrosoana ny sehatry ny fambolena sy ny fiompiana, eto Madagasikara. Soa fanararaotra ny fananantsika malagasy 80% misehatra amin’ireo rafi-pihariana ireo […]

VAOVAO TAMBATRA

Mitotaly 150 mianadahy ireo mpianatra avy amina Anjerimanontolo nisitraka fiofanana arakasa anatin’ny fandaharanasa Pôle Stage Madagascar (PSM). Voaresaka tao anatin’ny telo andro nanaovana ny hetsika ny kolontsain’ny fandraharahana nandraisan’ireo mpisehatra maro samihafa anjara. Tanjona ny hanamorana ny fitadiavana fiofanana arakasa ho an’ireo tanora ka hananany fahaiza-manao mifanaraka amin’ny filan’ny orinasa. […]