Toe-karena

Olan’ny fahatapahan-jiro : Tsy tokony hitombina eto Madagasikara

«Tsy tokony ho olan’i Ma­dagasikara ny mahakasika ny tsy fahampian’ny angovo sy ny delestazy. Antony, fahatelo aty afrika isika amin’ny fananana ireo loharanom-pamokarana herinaratra. Manampy an’izay, manana ny angovo azo avy amin’ny herin’ny Ma­soandro sy ny rivotra i Mada­gasikara. Mbola manana isika ireo akora ilaina, mpamokatra ny angovo avy any […]

Minisiteran’ny Tanora sy ny fanatanjahantena : Homen’ny Bet 261, Zato tapitrisa Ar isan-taona

Notanterahina omaly ma­raina, teny amin’ny Hotel Colbert Antanina­re­nina, ny fifanaovan-tsonia eo amin’ny orinasa Bet 261 sy ny minisiteran’ny Tanora sy ny fanatanjahantena. Voarakitra anatin’izany fifanarahana izany ny fanomezana vola 100 tapitrisa Ar isan-taona ho an’ity farany. Vola izay natokana indrindra hanampiana ny mpanao fanatanjahantena sy hampivelarana ny tanora malagasy. Nitarika […]

VAOVAO TAMBATRA

Miteraka resabe eny anivon’ny fiarahamonina ny fiakaran’ny vidin-tsolika. Tsy zakan’ny fahefa-mivi­din’ny Malagasy ny zava-misy na dia manaraka ny vidin-tsolika tena marina aza isika. Marihina fa tafakatra 5 510Ar/l ny lasantsy raha toa ka 5 320Ar/l izany teo aloha. Sandaina 3 230Ar/l ny solika fandrehitra raha 3 030Ar izany. Niakatra ho […]

Tsena iraisam-pirenena: Tombanana hidina ny vidin’ny akora fototra

Tombanana hidina ny vi­din’ny akora fototra maneran-tany hatramin’ny taona 2026, vidiny izay anisan’ny ambany indrindra tao anatin’ny enin-taona farany. Vinavina navoakan’ny Banky iraisam-pirenena amin’ny tatitra “Commodity Markets Outlook”, nivoaka ny herinandro teo, izany. Anisany antony hampihena io vidin’entana io ny fihenan’ny harinkarena maneran-tany, ny fitomboan’ny famokarana solika ary ny fiovan’ny […]

Alpha ciment: Nifanakalo hevitra tamin’ny mpanjifa

Nihaona tamin’ireo mpanjifany sy ireo mpisehatra rehetra amin’ny fanaovan-trano, teny Vontovorona, ny Alpha ciment, ny sabotsy 26 avrily lasa teo. Fifampizarana traikefa sy fifanakalozan-kevitra no natao tamin’izany ka an-jatony ireo niatrika izany. Nisy ny mpanao trano, mpitantana orinasa, mpivarotra sy mpaninjara ary izay rehetra ao anatin’ny tontolon’ny mpampiasa simenitra. Iray […]