Tanterahina mandritra ny telo andro, ny 2 ka hatramin’ny 4 avrily, eny amin’ny Ecoles internationales Maarif-Madagascar, Talatamaty, ny «Salon de l’orientation» andiany voalohany. Hetsika hampahafantarana sy hanomezana torolalana momba ny sehatrasa miandry ireo mpianatra aorian’ny fianarana ataony. Misokatra maimaimpoana ho an’ny rehetra ny hetsika izay hanasana ireo mpianatra avy amin’ny […]
Toe-karena
VAOVAO TAMBATRA
Ho afaka manodina fako 60 taonina isan’andro ny ivontoerana iray any Toamasina, izay havadika ho lasa akora hafa azo ampiasaina indray. Ho vita amin’ity taona 2025 ity ny asa fananganana ny fotodrafitrasa. Hisy iray faharoa koa an-dalam-pametrahana eto Antananarivo. Haharitra tapa-bolana ny fitsirihana faharoa ny findramam-bola nohamoraina (Fec) sy ny […]
Base Toliara: Miandry ny hanombohan’ny asa ireo kaominina
Nohamafisin’ireo kaominina voakasiky ny tetikasa Base Toliara, ao amin’ny distrika Toliara II (Ankilimalinike, Tsianisiha, Maromiandra ary Belalanda), ny fanohanany ny orinasa Base Toliara. Nambaran’ny ben’ny Tanàna Maromiandra, i Felix, fa nanohana hatrany ity tetikasa ity ny tenany hatramin’ny nanombohany mandrak’ankehitriny. Nanao antso avo ho an’ny Base Toliara izy mba tsy […]
Madagascar Airlines : Mampiasa fiaramanidina dimy ho an’ny sidina anatiny
Mampiasa fiaramanidina dimy, ankehitriny, ny Madagascar Airlines handrakofana ny sidina anatiny. Noraisina tamin’ny fomba ofisialy omaly, teny amin’ny seranam-piaramanidina Ivato, ny ATR 72 iray faharoa amin’ny loko ahafantarana ity kaompania nasionaly ity. Taorian’ny fiovam-pitantanana nisy teo anivon’ny Madagascar Airlines ny volana janoary 2024, zara raha fiaramanidina roa amin’ny enina hananan’ny […]
MVola-GMW : Fanabeazana ara-bola ho an’ny tanora sy ny ankizy
Nokendren’ny orinasa MVola manokana ny tanora sy ny ankizy mahakasika ny fanabeazana ara-bola, nandritra ny hetsika Herinandron’ny vola na « Global Money Week » (GMW), natao ny 18 hatramin’ny 23 marsa teo. Anisan’ny nandray anjara tamin’ny atrikasa ny fikambanana Maison des Enfants Vasakosy sy ny mpianatry ny EPP Sabotsy Namehana. Nampianarina tamin’ny […]




