Tranga

Toamasina : Jiolahy roa tra-tehaka

Nanendaka olona efatra tao Tanambao Verrerie Toa­masina, voasambotry ny zandary ny jiolahy roa, ny alin’ny 11 marsa hifoha 12 marsa teo. Naharay antso tamin’ny olona manodidina ny mpitandro fi­laminana fa misy roa lahy manao ny asa ratsiny teo amin’ io toerana io. Nidina ifotony nanao ny fisafoana ny zan­dary. Nitsoaka […]

Jirama Ambodivona : mpanendaka tratra niaraka tamin’ny antsilava

Voasambotry ny polisy miasa ao amin’ny kaomisa­rian’ny boriborintany (CSP3) Antaninandro teny amin’ny Jirama Ambodivona, afakomaly, ny jiolahy iray malaza ratsy amin’ny halatra miharo fanendahana. Nanao fisafoana toy ny mahazatra amin’iny faritra Ambodivona iny ny polisy noho ny fitarainana voarainy avy amin’ny mpo­nina sy ireo mpampiasa iny lalana iny. Anisan’ny manao […]

Nitaky vola 4 tapitrisa Ariary : lehilahy naka an-keriny zazavavy 13 taona voasambotra

Mitady hirika ahazoam-bola amin’ny fomba rehetra, tra-tehaky ny mpitandro filaminana tetsy Ampa­sika, omaly,  ny mpaka an-keriny iray, naka zazavavy 13 taona tao Ambohimanarina. Naka an-keriny zazavavy 13 taona, voasambotra tetsy Ampasika, omaly, ny lehilahy iray tompon’antoka sy nandray anjara mivantana tamin’io tranga fampihorohoroan-tsaina io. Efa mpifanerasera amin’ny ray aman-drenin’ilay zaza, […]