Tontosa tao Antsirabe, ny 5-7 marsa teo, ny atrikasa fiofanana mahakasika ny rojom-pihariana mangahazo ho fanamafisana ny fahaiza-manaon’ireo teknisianina. Ao anatin’izany ny fampitomboana ny masomboly haharaka ny filàn’ny mpamokatra. Eo koa ny fampiroboroboana ny rojom-pihariana hanana sehatra lehibe eo amin’ny fanjarian-tsakafo. Tafiditra ao anatin’ny lisitry ny Cites ao amin’ ny […]
Tselatra
INDRAY MIJERY
Nanatanteraka fihaonana ho fametrahana modely momba ny tandindon-doza mifototra amin’ireo singa fandrefesan’ny INFORM ny BNGRC sy ny mpiara-miombon’antoka avy amin’ny sampandraharahan’ny Firenena mikambana sy ny GIZ. Ho fanamafisana ny fahafahan’ny mponina miatrika ity paikady ity, izay novolavolaina niaraka tamin’ireo firenena mpikambana. Tsy mbola midina ny vidin’ny anana sy ny legioma […]
TARATRY ny KANTO
« Miara-mirona r’ikala saramba ». Velakevitra entina hanomezan-danja ny vehivavy sy ny sorakantony izy ity, hotontosaina anio tolakandro etsy amin’ny efitrano Dox, Tranombokim-pirenena Anosy. Hifarimbona amin’izany ry Tsirinala, Soambinintsoa ary Nirihaja. Ao anatin’ny fanamarihan’ny Faribolana Sandratra ny faha-35 taonany hatrany ny hetsika. Nisokatra nanomboka omaly, teny amin’ny IFM Analakely, ny […]
FANTINA sy FINTINA
“Hiaro ny marina ary ny marina hatrany aho”, hoy ny filohan’ny Antenimiera, Razanamahasoa Christine, omaly, tany Frantsa. Nanteriny fa tokony hofadiana ny mirary ratsy ny tsy mitovy hevitra politika. Tsy rafitra koa no olana eto fa ny olona, araka ny nambarany. “Afaka manova ny tantara ny vehivavy”, hoy ihany izy. […]
TSELATRA
Voasambotry ny polisy ao amin’ny kaomisaria foibe ao Morondava, omaly, teo amin’ny toeram-piantsonan’ny taksiborosy ny jiolahy roa malaza ratsy amin’ny asa fisolokiana. Naharay fitarainana ny polisy momba ny fisian’ireto roa lahy ireto misoloky olona ao Morondava. Niroso tamin’ny fisavana azy ireo ny polisy ka ody ratsy maromaro niaraka tamin’ny mohara […]




