Tselatra

INDRAY MIJERY

Fifaninanana ny taranja matematika karaka­rain’ny Unicef, ny Banky iraisam-pirenena, ny Uzreport Tv, ireo oniversite sy ny vondrom-panabeazana any ivelany ny “Tashkent International Mathematics Olympiad” (TASIMO). Tanjona ny hanamafisana ny fitiavana ity taranja ity, handrisihana ireo mpianatra amin’ny fikarohana vahao­lana. Manam-pahaizana maro no hanatanteraka ny fifantenana, izay ho tanterahina amin’ny fampitan-davitra. […]

TARATRY ny KANTO

Nate Tex – Piment Café Behoririka. Sambany tao anatin’ny taona maro! Tsy dia mpanao “cabaret” firy i Nate Tex, kanefa nisafidy ny Piment Café Behoririka izy, anio manomboka amin’ny 8 ora sy sasany alina. Hamerina indray ireo hira nankafizan’ny maro azy, hatrany amin’ny “Mahatalanjona”, “M’Fly away”, sns, hatramin’ireo nivoaka faramparany, […]

SOMBIM-BAOVAO

Hiakatra kianja rahampitso, amin’ny Lalao Afrikanina, hatao any Ghana, ny Malagasy mpilalao tenisy. Efa vonona tanteraka ny atleta raha ny filazan’ ny mpanazatra. Marihina fa anisan’ireo hiaro ny voninahi-pirenena, i Andraina Voavy Mitia, vehivavy mpilalao, nahazo ny laharana fahatelo izy tamin’ny Fifaninanana Afrikanina U18. Notontosaina teny Ivato, ny alahady 10 […]

FANTINA sy FINTINA

Maromaro ireo sefo distrika nesorina amin’ny toerany tamin’ny filankevitry ny minisitra, afakomaly, teny Iavoloha. Anisan’izany ny distrikan’Am­bohi­dratrimo, Betafo, Ambilobe, Port Bergé, Ifanadiana, Iakora, Betroka ary i Miandrivazo. Tanjon’ny minisiteran’ny Filaminam-bahoaka amin’ny 100 andro ny hampiakarana hatrany amin’ny 50% ny fangatahana fotoana hanaovana pasipaoro amin’ny alalan’ny internet. Efa maherin’ny 21% ireo […]

SOMBIM-BAOVAO

Vokatra tsara no azon’ny solontena malagasy, niatrika ny fifaninanana “Open International de Saint Denis”, taranja Judo, natao tany La Réunion, ny faran’ny herinandro teo. Nahazo medaly alimo iray avy, ny judokas malagasy roa vavy, i Colline sy i Sarah. Hatao ny 16 sy 17 marsa izao eny amin’ ny ANS […]