Tselatra

SOMBIM-BAOVAO

Hotontosaina manomboka ny alahady 17 marsa ho avy izao, eny amin’ny Kianja Makis Andohatapenaka, ny fifaninanam-pirenena «Top 12», taranja Rugby. Tokony ho natao ny afakomaly teo moa izy ity saingy nisy ireo klioba nangataka ny nampihemorana azy noho ny tsy fahavononany. Nifarana ny 10 marsa lasa teo ny fifaninanana Afrikanina […]

INDRAY MIJERY

Natao tany Fenoarivo Atsinanana ny atrikasa fampiofanana ireo ekipa avy amin’ny foibe tily, niaraka amin’ny BNGRC sy ny UNICEF, faritra Analanjirofo, ny herinandro teo. Lohahevitra maromaro no noraisina nandritra ny fampiofana, ny mahakasika ny “WASH” sy “Nutrition” ary ny “GRC”. Nitsidika ny trano fonenan’ny mpianatra tao Barikadimy Toamasina, ny minisitry […]

VAOVAO TAMBATRA

Hamokatra zezika 36 000 hatramin’ny 50 000 t isan-taona amin’ny vidiny mirary, latsaky ny 10% raha oharina amin’ny vidiny maneran-tany ny orinasa ETG. Maro ihany koa ny tolotra omeny ny tantsaha, toy ny Urée, ny NPK, ny DAP. Marihina fa miantoka ny fahatsaran’ny vokatra ny fampiasana zezika tsara kalitao. Mitotaly 22 333 ireo […]

TARATRY ny KANTO

Tafiditra anaty «Top 40» i Antsaly Rajoelina, nandritra ny «Miss Monde 2023». Tsy azo lazaina ho ratsy ny vokatra, amin’ny fifaninanana avo lenta iraisam-pirenena toa itony. 112 mantsy ireo tovovavy mpifaninana, izay samy niomana fatratra daholo, hisolontena ny fireneny. Tsy nitsanga-menatra ny «Miss Madagasikara», ary naharesy lahatra ny mpitsara ny […]

FANTINA sy FINTINA

Hanaovana filankevitry ny minisitra manokana any Toamasina, ny volana avrily izao, araka ny nambaran’ny filoha Rajoelina Andry tany an-toerana, ny herinandro teo. Anisan’ny anton’izany ny faharatsian’ny fotodrafitrasa sy ny fahalotoan’ny tanàna ary ireo olana samihafa ao an-drenivohitry ny faritra Atsinanana. Manohy ny asa sosialy ataony ny depiote Tim, Andriamampandry Todisoa, […]