Nihena ny tahan’ny fampiasana ireo « blocs pétroliers » eto Madagasikara. Miisa 18 ireo « blocs » niasa ny taona 2018, lasa 10 izany ny taona 2019, raha 6 ny taona 2020. Mihatakona eo amin’ny tsena iraisam-pirenena ny Nosy malagasy rehefa naato ny fitrandrahana solika nanomboka ny 2019. Voafetra ny fampivoarana ny sehatry ny […]
Tselatra
INDRAY MIJERY
Nanajary ny zaridaina sy tokotany niaraka tamin’ ny mpiara-miasa rehetra, ny faran’ny herinandro teo, ho fanatsarana ny tontolo iainana eo anivon’ny minisiteran’ny Fampianarana teknika sy ny fanofanana arakasa ny ekipa notarihin’ny minisitra. Tamin’ny alalan’ny Tagnamaro no nitondrana ny hetsika izay ohatra tsara horaisina amin’ny fikajiana ny tontolo manodidina sy ny […]
Sombim-baovao
Nanamarika ny Andro iraisam-pirenen’ny vehivavy, teny amin’ny Kianja Makis Andohatapenaka, ny Makis Ladies, ny zoma 8 marsa lasa teo. Maro ireo hetsika natao tamin’izany. Anisany ny fampianarana ireo vehivavy eny an-toerana sy ny “festival rugby féminin”. Nanainga ny sabotsy lasa teo, teto an-tanindrazana, ireo Malagasy mpilalao tennis lahy sy vavy. […]
TARATRY ny KANTO
Nahatanteraka ny fanambiny ny Quatuor & Squad! Tontosa tetsy amin’ny CCEsca Antanimena, ny faran’ny herinandro teo, ilay fampisehoana « Mifankatiavana ihany». Seho nahitana avy hatrany ilay fahaiza-mitendry zavamaneno sy mandrindra ny fampiarahana ny feon’izy ireo. Tamin’ny alalan’ny «lokanga» isan-karazany no nanatontosan’ny Quatuor & Squad izany. Hotohizana amin’ny alakamisy 14 marsa izao, ao […]
FANTINA sy FINTINA
Notendren’ny papa Fransoa ho evekan’i Miarinarivo ny Mgr Rakotoarisoa Jean Claude. Efa vikera jeneralin’ny diosezin’i Tsiroanomandidy ary tale nasionalin’ny Œuvres Pontificales Missionnaires izy, mialoha izao fanendrena izao. Nianatra sy nandalina ny “Droit canonique”, tany Roma. Tsiahivina fa teraka ny 4 oktobra 1971 ny tenany Hanao fivoriambe ny Sendikàn’ny mpirakidraharahan’ny fitsarana […]




