Other News

JJB-AJP Tour Cape Town : Nahazo medaly volamena 4 sy alimo 2 ny Malagasy

Namiratra indray ny Malagasy mpikatroka ny taranja Jiu-jitsu Breziliana tany Afrika Atsimo. Medaly 6 no norom­bahin’izy ireo. Malagasy mpikatroka Jiu-jitsu Breziliana 4 mianadahy no niatrika ny fifaninanana “AJP Tour Cape Town Championship”, tany Afrika Atsimo. Tsy nitsanga-menatra ireo solontena malagasy fa namiratra. Medaly volamena 4 sy alimo 2 no norombahan’i […]

TARATRY ny KANTO

«Voambolana malagasy maha sadaikatra : fady sa azo tenenina ?». Lohahevitra hovelabelarin’ Ny Mpanabe Tsara mandritra ny Famoloana Telozoro, izay hatao rahampitso amin’ny 2 ora, etsy amin’ny Tranom­bokimpirenena Anosy io. Mahakasika ny teny malagasy disoana fanoratra anaty tambajotra kosa ny anjaran’i Ariela Fanoitra, poeta sy mpanoratra aorian’ izay. Tratra ny tanjona ho […]

Tantara « Ilay tena Reniko »: Nirotsa-dranomaso ny mpilalao

Tranga niavaka nandritra ny fanamarihana ny « Fetin’ny Reny » farany teo! Tantara « Ilay tena Reniko » nosoratan’i Namby Mivetso. Ny fizarana voalohany, nalefa ho an’ny mpihaino Radio tamin’iny herinandro iny. Tantara vaovao no­velomin’i Nirina, Ralala, Tapa­porohana, Antsaravaka, Nax Rabemanantsoa ary Harinala. «Ny ampahany tamin-dry zareo ireo, nirotsa-dranomaso mihitsy teo am-pamelomana ny tantara. Tsy […]

Fifaninanana tantara foronina 2024 : Nahazo ny laharana voalohany i Rija-Al-Jonah

Mpanoratra telo isaky ny sokajy nifaninanana no nivoaka mpandresy. Natolotra omaly ny lokan’ireo voalohany tamin’ny fifaninanam-pirenena «  Literatiora 2024 ». Rijamamy Rakoton­dra­soa Joseph, fantatry ny maro amin’ny solon’anarana Rija-Al-Jonah. Izy no nandrombaka ny laharana voalohany teo amin’ny sokajy tantara foronina, tamin’ilay fifaninanana «Literatiora 2024». Ilay tantara «Mena mirahavavy» no nentin’ity mpanoratra […]

VAOVAO TAMBATRA

Mahatratra 45,8% ny fahavitan’ny «voie rapide», amin’ny ampahany voalohany mirefy 80 km. Nomen’ny fitondram-panajakana Fanavaozana anarana hoe «vie rapide» ity lalana miainga eto Antanana­rivo ity fa tsy «autoroute» na arabe migodana intsony. Mi­ainga eny Ambodifasina ny PK0 hatrany Anjozorobe. Mirefy 55 km no vita amin’ny 70 km, ka mahatratra 19 […]