Febroary 1966, tetsy amin’ny foibe Frenjy Faravohitra, teraka ny antoko mpihira Anjomara Frenjy. Ankehitriny, sampana mijoro eo anivon’ny FJKM Ambalavao Isotry izy io. Antom-pisian’ny Anjomara Frenjy (AFAI) ny hitory sy hanapariaka ny Filazantsara voarakitra anaty Baiboly sy ireo toriteny eny anivon’ny fiangonana. Ireo, rahateo, no akora fototra entin-dRakotoarisoa Raymond mandrafitra […]
Other News
Manandratra ny vita malagasy: Lasa ambasadaoron’ny World Cola i Denise
Dingana iray indray ho an’i Denise. Tetikasa maro no iarahany manatontosa amin’ny World Cola, manomboka izao. Fampiroboroana hatrany ny vita malagasy no tanjona. «Mahafaly anay ny mampahafantatra anareo fa manomboka anio dia ambasadaoron’ny World Cola i Denise». Io ny nambaran’i Randja Bryan, tomponandraikitr’ity zava-pisotro vokarin’ny orinasa Star ity, omaly, tetsy […]
VAOVAO TAMBATRA
Anisan’ny harenina ny ampahan-dalana eo amin’ny PK48- PK68 amin’ny RN2. Ankoatra ny fanamboarana ny arabe, hatsaraina sady hamafisina koa ny sisin-dalana sy ny tatatra. Eo am-pamaranana ny fikikisana ny soson-dalana efa simba, ankehitriny. Hanomboka ny fametrahana sosona fototra sy ny fandrarahana godirao. Manatanteraka ny asa ny orinasa CGC. Tontosaina eto […]
Mineraly ho an’ny angovo: Voafaritra ny paikadim-pirenena
Naneho ny vina sy ny paikady momba ny fampiroboroboana ny indostria sy ny fanodinana mineraly i Madagasikara, nandritra ny fivoriana momba ireo mineraly tena ilaina amin’ny fiovan’ny angovo fampiasa maneran-tany, tany New York. “Tanjona ny hampitombo ny sandan’ny harena an-kibon’ny tany amin’ny alalan’ny fanodinana azy eto an-toerana”, hoy ny minisitry […]
« SIAE 2026 »: Ambohipihaonan’ireo mpisehatra ara-toekarena
Hotanterahina ny 19 ka hatramin’ny 22 novambra, eny amin’ny CCI Ivato, ny Salon international des acteurs économiques (SIAE). Hetsika lehibe natokana hampiroboroboana ny indostria sy ny toekarena eto Madagasikara. Kendrena ny hampivondrona ireo mpisehatra rehetra ho an’ny famokarana, manodina akora, mitondra vahaolana ary mamokatra asa ho an’ny Malagasy. Ambohipihaonan’ireo mpiara-miombon’ […]






