Voatendry ho prefen’ny Polisy Antananarivo, Rajafetra Abraham Setraniaina Solomanjaka, araka ny filankevitry ny minisitra teny Iavoloha, afakomaly, nampitain’ny eo anivon’ny Fiadidiana ny Fanavaozana ny Repoblika, omaly. Araka izany, nesorina amin’ny toerany ny Jly Ravelonarivo Angelo, izay efa nifona ampahibemaso tamin’ny tsy fanokafana an’Ambohijatovo nanomboka ny 25 septambra. Vao mainka nampitombo […]
Other News
Manomboka sahady?
Nahoraka tato ho ato ny karazana fifamelezana fantsy ataon’ny samy mpanao politika. Tsy afapo tamin’ny fanesorana ny mpitondra teo aloha ny sasany, fa mitady ny hifanipaka an-karona sahady. Mahavariana ny mihaino ny fifamaliana tsy mivantana ataon’ireo noheverina ho mpitari-tolona amin’ny alalan’ny haino aman-jery. Ny lahateny imasom-bahoaka izany dia efa […]
Politikan’ny fitsitsiana : Anjaran’ny minisitera ny mitokana zava-bita
Anisan’ny nivoitra tamin’ny filankevitry ny minisitra afakomaly, teny Iavoloha, ny hampiharan’ny fitondram-panjakana ny politikan’ny fitsitsiana, manomboka izao. «Tsy voatery hiandry ny filohan’ny Fanavaozana ny Repoblika avokoa ny fitokanana sy ny fanombohana tetikasa eny ifotony na any amin’ny faritra », araka ny tatitry ny filankevitry ny minisitra, afakomaly, teny Iavoloha. Tafiditra amin’ny […]






