Raha mijanona eo amin’ny fampahafantarana sy fampitiavana fotsiny… Tsy ampy ! Mila ampiasaina sy iainana ny fomba malagasy (na ny fomba gasy ». Tafarina ao anatin’ny fotoana fohy ireo lesoka mahazo vahana any anivon’ny fiarahamonina raha vitan’ny Malagasy izany. Rehefa mety ho mpitondra na mpitarika isan’ambaratonga, ohatra, mila miozona na manozon-tena. Raha […]
Other News
Horonantsary fanadihadiana: Antenaina ireo mpanatontosa amin’ny “FIFOI 2026”
Mahazo vahana kokoa noho ny sarimihetsika ny horonantsary fanadihadiana eto Madagasikara. Efa hasaina sahady ireo Malagasy mpanatontosa handefa ny sanganasany hifaninana. Nisy fandraisana anjara mavitriky ny mpanatontosa sarimihetsika malagasy hatrany ny “Festival du film de l’Océan Indien”, na ny “FIFOI”. Efa manao antso avo amin’ ireo mpanatontosa manana tetikasa na […]
FANTINA sy FINTINA
Nampita hafatra amin’ireo « Diaspora » any Frantsa ny filoham-panjakana, ny Kly Randrianirina Michaël, tamin’ny alalan’ny ampitain-davitra, omaly. Nambarany fa namantana firenena efa potika ny tenany ka tsy ho mora ny hanarina azy. « Tsy ho vita rahampitso sy afakampitso fa mila fotoana. Efa miasa sy mitady vola izahay izao », hoy izy. Naneho […]
Praiminisitra Rajaonarivelo Herintsalama : “Mamarana ny Politika ankapoben’ ny fanjakana aho izao”
“Izaho mbola mamarana ny Politika ankapoben’ny fanjakana (PGE) ho amin’ny fanorenana ifotony izao. Araka ny lalàmpanorenana izay. Voalazan’ny lalàna koa ny fanaovana fanambaram-pananana”. Io ny fanazavan’ny Praiminisitra Rajaonarivelo Herintsalama, tamin’ny mpanao gazety, taorian’ny nametrahan’ny governemanta fanambaram-pananana teny amin’ny Fitsarana avo momba ny lalàmpanorenana (HCC), Ambohidahy, omaly. Napetraka ny lalàna mifehy […]
Fomba ratsy
Mahalasa saina ny zava-misy amin’izao fotoana izao. Toa ny teo ihany no fomba amam-panao hoentina mitondra ilay politika eto amin’ny tanàna. Mbola mifanenjikenjika sy mifamalifaty eny foana. Mitohy ny manenji-dresy sy ny tsindrio fa lavo. Ilay fanovana tadiavina, hisian’ny fanatsarana ny rafi-piarahamonina toa mbola atao anjorom-bala. Ampanjakaina ny “tour”-nay […]






