Other News

Répartition budgétaire: une hausse générale des budgets d’Etat pour 2026

Le tableau de répartition budgétaire du projet de Loi de finances pour 2026 (PLFI) montre un renforcement marqué des moyens accordés aux institutions de souveraineté. La Présidence de la Refondation de la République voit son enveloppe globale atteindre 313,9 milliards d’ariary, contre environ 225 milliards en 2025. Cette hausse reflète […]

«Mondiaux Junior 2025» : Nahazo tompondaka miisa 4 i Madagasikara

Tafaverina an-tanindrazana ny sabotsy lasa teo, ny ekipam-pirenena malagasin’ny tsipy kanetibe, sokajy «Ju­niors» lahy sy vavy. Avy niatrika ny fiadiana ny ho tompondaka maneran-tany, natao tany Espagne ny 24 – 26 oktobra lasa teo. Tsy niveri-maina fa nahazo tompondaka maneran-tany miisa 4. Notsiahi­vin’Andrianirina Adrien, filohan’ny Federation Sport Boule de Madagascar […]

SOMBIM-BAOVAO

Anatin’ny fanomanana tanteraka ny fifaninanana « Muay Thai Tournament 3 » amin ‘izao fotoana izao, ny mpikarakara. Anisan’ny ady hafana amin’io, ny eo amin’ny sokajy latsaky ny 57 kg lehilahy. Mpikatroka manana ny maha izy 3 lahy no hifanandrina amin’izany, hahitana an’i Lahatra (Tiger’s), i Gael (Toamasina) ary i Tahiana (Phoenix Antsirabe). Ny […]

Olan’ny baolina kitra : «Tsy hanongana ny FMF fa mitaky fanadiovana», hoy i Faneva Ima

Fanadiovana sy fanatsarana ary fametrahana ny toerany ny baolina kitra amin’ny maha fifaninanana ara-dalàna azy no ilaina apetraka eto Madagasikara. Io no antsoantson’ireo mpankafy baolina kitra tonga tetsy Mahamasina, ny faran’ny herinandro lasa teo. Atsaharo ny tsindry hazo lena sy ny fanaovana ramatahora, hoy izy ireo. Tonga namaly ny antson’ireo […]