Other News

Tentative de coup d’Etat numérique à Madagascar: Patrick Rajoelina pointe une officine d’Etat

Le conseiller diplomatique du président Andry Rajoelina et ancien ministre des Affaires étrangères, Patrick Rajoelina, a récemment évoqué sur France 24, la tentative de coup d’Etat numérique, venant de l’étranger, annoncée par le chef de l’Etat il y a quelques jours. Il a confirmé l’existence de preuves tangibles d’une cyberattaque […]

Un saut dans l’inconnu

Les événements s’enchaînent. A peine le nouveau chef du gouvernement nommé, voilà que la Primature annonce que la passation de pouvoir se tiendra dès aujourd’hui. Pas de temps à perdre donc, pour celui qui s’apprête à enfiler le costume de Premier ministre. Dès aujourd’hui, il devra prendre les taureaux par […]

FANTINA sy FINTINA

Namoaka fanambarana koa ireo vondron’ny olobe, tarihin’ny Jly Ramakavelo Desiré. « Miantso ny mpitandro filaminanana hampitsahatra ny herisetra handratrana vahoaka maneho hevitra izahay. Aoka ho mailo ka tsy hivaona amin’ny hevi-dehibe hitolomana. Vonona ho elanelam-panahy hamaha ny olana sy hifampiresaka izahay », hoy izy ireo. Anisan’ireo nidina an-dalambe ireo olom-boafidy: mpanolotsain’ny tanàna […]

Pam : “Miantso ny FFKM handray andraikitra”

“Ankehitriny, manao antso avo ny filoham-piangonana efatra mirahalahy sy ireo rantsamangaika eo anivon’ny fiangonana rehetra izahay: handray andraikitra momba izao”. Io ny fanehoan-kevitry ny avy amin’ny Vondrona Panorama, Antanimena, Médiation active et inclusive (Pam), Randria­nirina Jean-Ignace, manoloana ny toe-draharaham-pirenena amin’izao. Tsy avela ho potika sy ho very ny firenena malagasy. […]