Other News

Tsy ampy fanetren-tena

Tsy ampy fanetren-tena ny olona! Izay no azo hamehezana ny toe-javamisy amin’izao fotoana izao. Toa samy mandeha mijonjorombona fotsiny arakaraka ny toetoe-pony. Manao izay mahafalifaly sy maka ambiansy araka ny fahitany ny zava-mitranga. Hatreto, tsy voafaritra mazava ny tena tanjona iraisana, samy mandeha samy mitady aloha. Izato zatovo mpanao fitakiana […]

Filoha Rajoelina Andry : “Tsy misy ady tsy voavahan’ny fifampiresahana”

Mandalo fotoan-tsarotra i Madagasikara, amin’izao. Korontana, ady… “Tsy misy korontana sy ady ary ifandrafe­sana tsy voavaha ao anatin’ny fifampiresahana”, hoy ny tafan’ny filoha Rajoelina Andry tamin’ny vahoaka. “Tsy misy korontana sy ady ary fandrafesana tsy voavaha ao ana­tin’ny fifampiresahana eo am­bony latabatra. Izay no nian­tsoako ny ankolafin-kery sy mpitondra fivavahana […]

TSELATRA

Naiditra vonjimaika eny amin’ny fonjan’i Tsia­fahy, omaly, ireo olona telo tratra nandroba teny amin’ ny tranombarotra China Mall Ankazomanga, ny alin’ny alakamisy 25 septambra 2025 lasa teo. Niakatra fampanoavana omaly, tetsy anivon’ny fitsarana moa izy rehetra ireo ka izao naiditra am-ponja izao. Mbola mitohy hatrany ny fisamboran’ny brigade anti-pillage ireo […]

EmmoNat : Miaro ny vahoaka sy ny fananany

Miantso ny vahoaka mala­gasy ho tony hatrany, manoloana ny zava-mitranga eto anivon’ny firenena, ny Emmo­Nat, araka ny fanazavan’ny mpitondra teniny, omaly. Ma­neho ny fijoroany hiaro hatrany ny vahoaka sy ny fananany izy ireo. Firosoana amin’ny fanatanterahana ny asa amin’ny andavanandro manerana ny Nosy no tokony imasoan’ny va­hoaka ho azy ireo. […]

Anosy Avaratra: Roa lahy nisandoka ho mpitandro filaminana

Voasambotry ny polisy nanao hetsika « Anti-pillage » ny roa lahy nisandoka ho mpitandro filaminana teny Anosy Ava­ratra, ny alin’ny alakamisy 2 oktobra teo. Niara-niasa manoloana ny fisian’ny olon-dratsy mpanararaotra mandroba amin’ ny alina ny eo anivon’ny CRFip Anjozorobe sy ny Brigade anti-pillage ao Anosy Avaratra. Nifanena tamin’ny lehilahy roa nanao fanamiana […]