Misaona ny tontolon’ny zavakanto malagasy. Nodimandry tampoko i Dol’aj (Andriamihaja Jean Dolis), filoha lefitry ny fikambanan’ny poety sy ny mpanoratra malagasy Havàtsa-Upem. Anisan’ny nahafantarana azy teo amin’ny tontolon’ny soratra ny fananana fitiavana sy finiavana hampivelatra hatrany io zavakanto sy kolontsaina io. Toetra nahalalan’ny olona maro an’i Dol’aj ny fahaizana mifandray […]
Other News
« Oktoberfest 2025 » : Hosantarina amin’ny « Star Tour Toamasina »
Oktobra, volan’ny labiera. Manamarika izany koa isika eto Madagasikara. Nampahafantarina omaly, tetsy amin’ny foiben’ny Star Andraharo, ny andinindininy amin’ny « Oktoberfest 2025 ». Hisantarana izany ny « Star Tour Tamatave », izay hotontosaina ny 4 sy 5 oktobra izao. Hatao ao amin’ny toeram-piantsonan’ny fiara, ao amin’ny Arena Sports, indray izany amin’ity. Toy ny mahazatra, […]
Afrima 2025 : Manohy ny lalany i Denise
Fantatra fa anisan’ireo mpanakanto tafiditra hiatrika ny tohin’ilay fifaninanana « All Africa Music Award » i Denise. Ho an’i Madagasikara, izy no mpanakanto vehivavy hiatrika izany voalohany. Raha tsiahivina, ao anatin’ny sokajy « Best Female Eastern of Africa » no misy azy. Nanomboka ny 10 septambra teo, mandray anjara amin’ny fitsarana ny olon-drehetra. Nanao […]
Lalatiana : Hanamarika ny faha-50 taona nihirany
Teto an-toerana izy tamin’ny taon-dasa ary efa nilaza fa ho avy manokana amin’ity. Seho miavaka iarahana amin’ny tena mpankafy no hanamarihin’i Lalatiana ny 50 taona nihirany. Tsy nambarany hoe firy taona izy no nihira voalohany. Fa azo antoka aloha fa mbola kely dia kely dia efa nizatra sehatra ny vehivavy. […]
vaovao tambatra
Hotanterahina manomboka anio sy rahampitso, etsy amin’ny Novotel Alarobia, ny fanombohan’ ny hetsika « Asises » izay manamafy ny fiaraha-miasa eo amin’ny firenena roa dia i Madagasikara sy i Frantsa. Raha tsy misy ny fiovana, ho avy hanokatra izany amin’ ny fomba ofisialy eny an-toerana, ny Filoham-pirenena malagasy, Rajoelina Andry. Hotanterahina ny […]






