Nosokafana tamin’ny fomba ofisialy, omaly, ny fikaonandoha momba ny fitsinjaram-pahefana eo amin’i Madagasikara sy i Frantsa. Nohamafisin’ny filoha Rajoelina Andry, fa tena nitondra fanovana ny fiaraha-miasa amin’ny tany roa tonta. “Mitondra an’i Madagasikara ho amin’ny fanovana amin’ny sehatra maro ny fiaraha-miasa. Hamafisina izany hanatanterahana ireo tetikasa rehetra iarahana, hisy fiantraikany […]
Other News
Tsipy kanetibe – «Mondiaux 2025» : Firenena 40 mahery hiady izay ho lohany
Hanomboka anio, any Rome, Italie, ny fiadiana ny ho tompondaka maneran-tany amin’ny taranja tsipy kanetibe. Fihaonana natokana ho an’ olon-tokana lahy sy vavy, olon-droa lehilahy sy vehivavy, ary lalao ho an’olon-droa vehivavy sy lehilahy miaraka. Firenena mahatratra hatrany amin’ny 40 no hiady ho lohany amin’izany ka anisan’ireo manana solontena amin’ity […]
SOMBIM-BAOVAO
Efa tafakatra 43 ireo nisoratra anarana amin’ ilay fifaninanana “Madagascar International BJJ Open 2025” , taranja Jiu-jitsu breziliana, izay hatao ny 12 oktobra izao, ao amin’ny Lapan’ny fanatanjahantena Mahamasina. Misy mpikatroka avy any Dubaï, La Réunion ary avy any Frantsa efa nisoratra anarana amin’ity fifaninanana anisan’ny goavana ity. Voarara ny […]
African Parkour Tour : Nihazo an’i Comores ny delegasionina malagasy
Tsy mitsahatra mivelatra ny Traceur Gasy ao anatin’ny fanapariahana ny taranja Parkour eto Madagasikara, eo anivon’ny ranomasimbe Indianina, eto Afrika sy manerana izao tontolo izao. Taorian’ny niatrehana ny « Festival Alefa Parkour » andiany fahefatra izay nahitana fahombiazana, nanainga, omaly, indray ny delegasionina malagasy , ahitana azy 3 mirahalahy: Faliniaina […]
Ekipan’ny Elgeco Plus: Naka an’ i Nicolas, Toky Niaina, Gregass ary i Toky
Afaka andro vitsy, hiatrika ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika, ho an’ireo klioba ny Elgeco Plus Madagascar. Nanafatra mpilalao maro ity klioba ity hanatevina ny ekipany. Hanainga anio, ho any Maorisy, ny ekipan’ny Elgeco Plus, hiatrika ny fiadiana ny ho tompondakan’ ny klioba aty Afrika « Ligue des Champions Caf ». Miisa […]






