Mitaky ny ialan’ny tale jeneraly Ron Weiss, ny mpiasa, omaly, nandritra ny fitokonana nataony teny amin’ny birao foiben’ny orinasa eny Ambohijatovo ambony. Hiato avokoa ny asa rehetra mandra-panendrena ny tale vaovao, hoy ireo sendika. Niroso tamin’ny fitokonana faobe ny mpiasan’ny orinasa jirama, ny tanora avy amin’ny « Gen Z », ary sendika […]
Other News
TARATRY ny KANTO
Hatao rahampitso ilay sehon’ny tarika Olombelo Ricky. Tokony ho natao ny zoma 26 septambra io saingy voatery nahemotra noho ny zava-nitranga teto amin’ny firenena. Tsy niova kosa ny toerana fa etsy amin’ny La City Food Court Ivandry ihany. Hanomboka amin’ny 4 ora tolakandro izany mandra-pisaraka eo. Tsiahivina fa efa lany […]
Mila fanarenana haingana: Beazina amin’ny sahaza azy ny Malagasy
Ny kolo saina sy ny kolontsaina no mila hamboarina sy hiainana indray. Ho sarotra ho an’i Madagasikara sy ny Malagasy ny ho afaka eo ambany vahohon’ny vahiny raha mbola miantehitra amin-dry zareo. Na, amin’ny lafiny inona na amin’ny endriny inona, mahantra eto hatrany ny Malagasy raha ny ezaka ataon’ny vahiny […]
Soatoavina : Mila omena lanja ny fikarohana
Maro loatra ny fahadisoana mianjady amin’ny kolontsaina sy ny zavakanto malagasy, raha hiverina any amin’ny fototra hanangana zava-baovao hitondra fanovana sy fandrosoana. Mila omena lanja ny fikarohana mba hanitsiana tsikelikely ny mibiloka. Rehefa mety ho sehatra hisian’ny fikarohana momba ny soatoavina malagasy, mila tohanana hahita zava-marim-pototra. Tranga misy ankehitriny ny […]
« La peinture malgache »: Hivoaka any Paris ny bokin’i Hemmerson Andrianetrazafy
Zavakanto afrikanina? Ilay fihaonana lehibe « Also Known As Africa » na ny Akaa no hamakafaka sy haneho bebe kokoa azy io. Anisan’ny hanasongadina izany ny fivoahan’ilay boky « La peinture malgache » nosoratan’i Hemmerson. Hotontosaina anio hatramin’ny 26 oktobra izao ny «Also Known As Africa» na Akaa. Any amin’ny Carreau sy Temple ao […]






