Other News

Rugby – “Top 8 Mada” : Hangotraka ny famaranana eo amin’ny Cosfa sy ny FTM

Hitana ny sain’ny besinimaro amin’ity faran’ny herinandro ity ny famaranana hiadiana ny amboaran’i Madagasikara, taranja rugby “Top 8 Mada”. Hiady izany ny FTM Manjakaray sy ny Cosfa (Bebaoty). Ekipa tsy resy mihitsy hatreto amin’ity dingana ity. Tsontsori-mamba isarahana izany ny an’ny roa tonta. Hotanterahina etsy amin’ ny Kianja Makis Ando­hatapenaka, […]

TARATRY ny KANTO

« Ahoana ny hoavin’ny literatiora malagasy? » Izany no lohahevitra hiaraha-mizara mandritra ny kafe literera “Bar à livres” izay hatao eny amin’ny Le Park Bemasoandro-Itaosy, anio amin’ny 3 ora tolakandro. Adihevitra iarahana amin’ireo poeta, mpanoratra, mpanao slam ary mpandala ny literatiora amin’izao fotoana izany. Orad Ravalison, Indiamahery, Libertador, Tagman Namtag ary i […]

Fanehoana ny hatsaran’i Madagasikara: Namoaka clip « C’est la bella vita » i Paskero

Nampahafantarina omaly, tao amin’ny foiben’ny Holafitry ny mpanao gazety eto Madagasikara etsy Ambohi­dahy, ny fivoahan’ny rindrantsary (clip) « C’est la bella vita », sanganasan’i Paskero. « Tiako ity firenena ity. Babon’ny hakanton’i Mada­gasi­kara aho ka izay no anisan’ny antony lehibe namoahako ito rindrantsary ito », hoy ity mpihira teratany frantsay ity. Tany amin’ny volana […]

Any amin’ny tanàn-dehibe efatra : Raikitra ny Tremplin Madajazzcar

Hanomboka tsy ho ela ny “Madajazzcar Festival”. Mialoha izay, raikitra fa hisy ny « Tremplin Madajazzcar 2025 ». Tanàn-dehibe efatra eto Madagasikara no hanatanterahina azy io: Antananarivo, Antsirabe, Fianarantsoa ary Toamasina. Hizara roa ny fandaharam-potoana, amin’ny ankapobeny. Fanofanana ireo mpitendry zavamaneno tia milalao jazz sy fifaninanana hotanterahin’izy ireo. Ho an’Antananarivo manokana, ny […]

Tonga any Menabe ireo kabeso : Tafaverina ny hasin’ny Ampanjaka Toera

Fotoan-dehibe ho an’ny sakalavan’i Menabe sy ho an’ny Malagasy tsivakivolo. Tonga soa aman-tsara any Belo Tsiribihina, ary natolotry ny filoha Rajoelina Andry ireo taranany ny kabeson’ny Ampanjaka Toera. Tafaverina ny hasina, ary midika ho fandresena izany. Hirakitra ao anatin’ny tantaran’i Menabe ny datin’ny 5 septambra 2025. Omaly tokoa mantsy no […]