Other News

FANTINA sy FINTINA

Tsy hanova zavatra lehibe ny tsy fahafenoan’ ireo mpifidy vaventy, araka ny nambaran’ny Ceni teny Alarobia, afakomaly. « Vitsy ireo kaominina tsy manana ben’ny Tanàna, anisan’ny mpifidy vaventy amin’ny fifidianana loholona », hoy izy ireo. Efa mahazatra ary misy hatrany ny fahaverezan-jo amin’ny fifidianana, araka ny nambaran’izy ireo. Voatendry ho […]

Fametrahana fanjakana tsara tantana : Kivy amin’ny kolikoly ny minisitry ny Fitsarana

Anisan’ireo nandaha-teny tamin’ny fidinana ifotony na­taon’ny filoha Rajoelina Andry tany Belo Tsiribihina, ny minisitry ny Fitsarana, Rakoto­man­dimby Benjamin Alexis. Napetraka tamin’izany koa ny filohan’ny fitsarana sy ny « Procureur de la République » any an-toerana. Notsiahivin’ny minisitra fa anisan’ny baiko tokana azony tamin’ny filoham-pirenena ny ady amin’ny kolikoly sy ny […]

Ady amin’ny fahantrana

  Tsy misy tsy mikaikaika fa sarotra ny fiatrehana ny fiai­nana andavanandro. Indrindra amin’izao fidiran’ny mpianatra izao… Eo koa ny maitsoahitra atsy ho atsy. Mby amin’ny fijerin’ny mpandinika sasany hoe misy ary be loatra ny elanelana eo amin’ny manana sy ny mahantra. Tsy misy na tsy firy ny eo anelanelany. […]

Filoha Rajoelina Andry: « Na inona tsikera, tsy azo fafana ny zava-bita »

Tany Belo ambonin’i Tsiribihina ny filoha Rajoelina Andry, omaly. Nitokana ny Lapan’ny fitsarana ambaratonga voalohany sy fonja izy tamin’izany. Tsy azo fafana ny zava-bita, na inona na inona tsikera mahazo, araka ny nambarany tamin’ny lahateny nataony. «Na inona na inona tsikera mahazo antsika, tsy azo fafana ny zava-bita. Tena miasa […]

TSELATRA

Nametraka fitoriana any amin’ny polisy ny fianakavian’i Chaydi, ilay mpihira nodimandry ny talata teo, rehefa avy namonjy fankalazana tsingerin-taona nahaterahana teny Ampitatafika. Nampiahiahy ny fianakaviana ny fahafatesany ary heverina ho fanapoizinana niniana natao. Miandry ny fanadihadiana mahakasika io raharaha io izy ireo. Nidona tamin’ny fefin-dalana iray akaikin’ny tobin’ny Tafika Malagasy […]