Nanao ny asany mahazatra ny mpivarotra, omaly maraina. Nikatona avokoa izy ireo nanomboka ny atoandro mandra-pahariva ny andro noho ny korontana. Toraka izany koa ny tsena, toy ny teny Anosibe sy Anosy Mahamasina. Nizotra toy ny mahazatra kosa ny fiainana andavanandro teny amin’ny manodidina ny Renivohitra. Nozaraina zana-trondro miisa 10 000 […]
Other News
Milina 105MW: Intsivy miantoana ny fitaterana manokana
Nigadona tao Moramanga ireo fiarabe manokana mitatitra ny milina 105 MW hampiakarina aty Antananarivo, ny zoma hariva teo. Tonga tany an-toerana, ny alina, ny Praiminisitra, ny jeneraly Zafisambo Ruphin Fortunat, nijery ifotony ny fizotry ny asa atao. Nanotrona azy teny koa ny minisitry ny Asa vaventy (MTP) teo aloha, Rafidison […]
Melaky : Fitrandrahana hazo tsy ara-dalàna
Notanterahina ny 2 oktobra teo, tao amin’ny biraon’ny Prefektioran’i Maintirano, ny fihaonana teo amin’ny fitantanam-paritry ny Tontolo iainana sy ny fampandrosoana maharitra (Dredd) faritra Melaky, andaniny, sy ireo mpisehatra amin’ny fitrandrahana hazo rehetra ao Maintirano, ankilany. Nampahatsiahivina azy ireo ny lalàna sy ny fitsipika mifehy ny fitrandrahana izany. Notsindrina manokana […]
Mahajanga: Sigara hosoka 57 600 « cartouches » avy any Azia
Miady amin’ny trafika hatrany ny ladoany malagasy. Sarona tao amin’ny seranan-tsambon’i Mahajanga, ny 22 septambra teo, ny « cartouches » sigara hosoka, « Good look », miisa 57 600 fonosana. Nahazo antontam-baovao avy amin’ny Ladoany renioney ny Fadintseranana malagasy. Voalaza fa misy kaontenera mampiahiahy ny entana ao anatiny avy any Azia. Nigadona tany amin’ny seranan-tsambon’i […]
INDRAY MIJERY
Notanterahina tetsy amin’ny Kianja Maki Andohatapenaka ny fivoriambe faha-29 ny synodam-paritany Antananarivo Andrefana (SPAA 10) ao amin’ny sahan’ny FJKM. Natao tamin’izany ny fiarahabana ireo mpiasa vaovao hiasa ao anatin’ny synodam-paritany. Mamokatra be, mamokatra tsara, mamokatra maharitra, izay no hafatra nentin’ny filohan’ny FJKM nandritra izany. Anisan’ny iharan’ny fikorontanana noho ny hetsi-bahoaka […]






