Other News

SOMBIM-BAOVAO

Hanomboka anio, any Toamasina, ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara taranja basikety, eo amin’ny sokajy latsaky ny 16 taona, lahy sy vavy. Mi­aloha ny fifaninanana, hisy ny « Clinic des entraineurs » hatao ho amin’ny anio, ao amin’ny Arena Toamasina. Efa vita omaly kosa ny fivoriana ara-teknika. Misaona indray ny tontolon’ny baolina […]

Manasa-dalan’ny «Yas Coupe Madagascar » : Hanokatra ny lalao ny Elgeco Plus sy ny Cosfa

Hifantoka etsy amin’ny Elgeco Plus By-Pass indray ny sain’ny mpanaraka baolina kitra malagasy, amin’ity herinandro ity. Samy hiady ny tapakilan’ny famaranan’ny “Yas Coupe de Madagascar” ireo ekipa efatra tafita amin’ny manasa-dalana. Raikitra izy ity! Hotante­ra­hina anio sy rahampitso, eny amin’ny Kianja Elgeco Plus Stadium, ny lalao manasa-dalan’ny fiadiana ny amboara […]

Ady heloka bevava ao Toamasina : Telo lahy voaheloka asa an-terivozona mandra-pahafaty

Migadra mandra-pahafaty ireo telo lahy voaheloka tamin’ny fanafihana niharo famonoana raim-pianakaviana ny volana septambra 2024. Tsy nitsitsy ny fampanoavana. Hentitra no azo ilazana ny fotoam-pitsarana ny alakamisy teo nandritra ny fitsarana ilay raharaha fanafihan-jiolahy tao Tana­makoa, ny alin’ny  03 septambra 2024, tokony ho tamin’ny 10 ora alina, araka ny antontan-taratasin’ady lah […]

VAOVAO TAMBATRA

Mitentina 120 tapitrisa dolara ny vola hampindramin’ny Banky iraisam-pirenena sy ny banky aziatika AIIB, ao anatin’ny Fandaharanasa PRRC any Havelo Mandrare. Ho vahaolana amin’ny tsy fahampian-drano any amin’ny faritra Anosy sy Androy ity tetikasa ity sady hanamboaran-dalana RN13 mirefy 142 km Amboasa­ry- Tsivory, tohodrano, sns. Miisa 20 ny jiro cobra […]