Ce 26 août 2025, le Benjamin Mkapa National Stadium de Dar es Salaam vibre d’une tension palpable alors que les Barea de Madagascar affrontent les Faucons du Soudan en demi-finale du Championnat d’Afrique des Nations (Chan) 2024. Cette rencontre, disputée sous les projecteurs tanzaniens, promet un duel acharné entre deux […]
Other News
SOMBIM-BAOVAO
Ao anaty fanomanana ny “Cosafa U17” ny Barea zandriny amin’izao fotoana izao. Niova kely ny firafitry ny ekipam-pirenena amin’ity satria nanapa-kevitra ny tomponandraikitra eo anivon’ny federasionina (FMF) fa hiantso mpilalao mpilaravinahitra. Efatra izy ireo, ka ny telo avy any Frantsa ary ny iray avy atsy La Réunion. Voahosotra ho tompondakan’ny […]
«Cours MA-Arbitres élites»: Nahavita fiofanana ireo mpitsara matihanina
Notontosaina tetsy amin’ny Kianja Barea Mahamasina, ny 19 ka hatramin’ny 23 aogositra lasa teo, ny fiofanana ho an’ireo mpitsara baolina kitra matihanina «Cours MA-Arbitres élites». Nitarika izany ireo manam-pahaizana avy amin’ ny Federasionina iraisam-pirenena (Fifa), i Efong Nzolo Jerome (instructeur technique) sy i Ayemo Ananh Jeanne (instructrice physique) ary i […]
Pancrace-“Grand Combat de défi”: Nisongadina ny klioban’ ny Tsca
Tontosa ny faran’ny herinandro teo, teny amin’ny Kianja mitafon’i Mahamasina, ny fifaninanana “Grand Combat de défi”, taranja Pancrace. Nisongadina ny klioban’ny Tasc izay nahazo ny fandresena betsaka indrindra nandritra izany. Raha hiverenana ny vokatra, fandresena 8 no azon’ity ekipa ity teo amin’ny Classe A: -77kg, -61kg, -56kg, ny teo amin’ny […]
« CHAN 2025 »: Vonona hanoratra tantara vaovao ny Barea
Hifantoka any Tanzanie avokoa ny sain’ny mpitia fanatanjahantena rehetra, indrindra fa ny mpankafy baolina kitra, anio. Ho fantatra eo mantsy izay hiatrika ny famaranana amin’ny “Chan 2025”. Hiady izany tapakila izany ny Barea. Vonona hanoratra tantara vaovao. Hotanterahina anio, ao amin’ny Kianja Benjamin Mkapa Stadium Tanzanie, manomboka amin’ny 5 ora […]






