Hotanterahina alahady, etsy amin’ny Kianja Makis Andohatapenaka, ny andro fahavalo amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara, taranja rugby “Top 12”. Hanamarika izany ny fifandonan’ny STM (Savony) sy ny UASC Cheminots (Besetroka). Hangotraka ny fihaonana satria hiady tsy ho gisitra ny roa tonta. Raha tsiahivina, mitana ny rambony ny Savony raha […]
Other News
“Lalao Olympika 2028” : Mpilalao 40 mahery hifantenana izay ho Barea, vehivavy
Tafiditra anatin’ireo firenena 35 hiatrika ny fifanintsanana hiadiana ny tapakila roa, hiatrehana ny Lalao Olympika, hatao any Los Angeles Etazonia, i Madagasikara. Hanomboka ny tapaky ny volana jona izao ny fanomanana. “Barea vonona…?”. Anisan’ireo firenena enina hiatrika ny fihodinana voalohany amin’ny ady tapakilan’ny Lalao Olympika 2028, any Los Angeles Etazonia, […]
Asa fampihorohoroana aty Afrika: Mampiahiahy ny fisian’ny Okrenianina
Manamafy ny fanohanany ny firenena afrikanina toa an’i Madagasikara ny firenena Rosianina, ankehitriny. Anisan’ny ifantohan’ny fiaraha-miasa ny ady amin’ny asa fampihorohoroana sy ny ara-miaramila. Miaramila malagasy 140 no nanaraka fiofanana, ka nahazo ny mari-pahaizana tamin’ny fahaiza-mitifitra, ny fampiasana « drônes », sns. Manamafy ry zareo rosianina fa mijoro ho sakaiza mahatoky. Anisan’ny […]
SYNAD: Olana ny tsy fampiharan-dalàna
“Tsy hoe ratsy ny fitsinjaram-pahefana”, hoy ny fanehoan-kevitry ny filohan’ny sendikan’ny administratera sivily (Synad), Rakotondramanana Solofotahina Lalaina, teny Anosy, omaly, momba ny fitsinjaram-pahefana mahabe resaka amin’izao. Tamin’ny fitondran’ny Pr Zafy Albert, Repoblika III, nisy ny lalàna 94-007 sy ny 94 -008. Misy ny lalàna, fa tsy nampiharina. Aoka tsy hohadinoina […]
Sanganasan’i Bessa sy Lôla: Haverin’i Farakely sy i Rija Ramanantoanina
Efa nisy tamin’ny taona 2023… Ary hita fa tsara sy be mpankafy izany, ka hiverenana indray. Ilay fampiaraham-peon’i Farakely sy i Rija Ramanantoanina, izay namerina ny sanganasan’i Bessa ranofotsiny io. Hatao ao amin’ny CCEsca toy ny mahazatra ny seho, rahampitso alahady 10 mey, manomboka amin’ny 3 ora tolakandro. Hibahana ny […]






