Jusque-là, le processus de la Concertation nationale, est encore à un stade préparatoire, malgré les attentes et les interrogations, après deux reports successifs raisonnables. Alors que tout semble se mettre en place, les grandes lignes de la réforme au vu des enjeux, censées être au cœur du débat, sont tracées […]
Other News
Dans le collimateur de la Justice: Antoine Rajerison se dit victime d’une persécution politique
La Justice a transmis à l’Assemblée nationale une demande de levée de l’immunité parlementaire du député Antoine Rajerison, élu à Arivonimamo, dans le cadre d’une affaire liée à des soupçons d’actes de déstabilisation et de financement présumé en lien avec Yves Rajoelina. Le député a fermement rejeté ces accusations, affirmant […]
TSELATRA
Olona roa nahatrarana rongony 24 fatorana tao Sahavinaky, kaominina Andilamena, omaly. Nokasaina hamidy ireo entana ireo. Tsikaritry ny mpitandro filaminana tampoka ka notanana ireo nitondra azy. Nodorana ireo zava-mahadomelina. Moto iray hitan’ny mpitandro filaminana teny amin’ny kaominina Mandrosoa Ivato, omaly. Napetraky ny olon-tsy fantatra teo amoron-dalana io moto io. Ahina […]
Ampefiloha: Lehilahy iray namono tena, voahitsaky ny fiara
Lehilahy iray tokony ho 38 taona namono tena, nitsoraka tao ambany fiara mpitatitr’ olona zotra 009, marika Mercedes, afakomaly hariva, tokony ho tamin’ny 6 ora hariva. Niseho tetsy Ampefiloha, akaikin’ny lalamby mihazo an’Andavamamba, ny loza. Voahitsaky ny kodiarana aorian’ilay fiara ny lohany ka vaky, niparitaka tamin’ny arabe ny ra. Niezaka […]
Novonoiny ny vadiny: namono tena ilay rangahy fa tsy maty
Tsy fahazakana ny hisaraka noho ny disadisa. Raim-pianakaviana iray indray no namono nahafaty ny vadiny tany Antanambao Manampontsy, omaly maraina. Nananton-tena tamin’ny tady izy, taorian’izay, saingy tsy maty. Efa voasambotry ny zandary ny tenany. Renim-pianakaviana iray, 17 taona, maty notsindromin’ny vadiny tamin’ny antsy, tany amin’ny fokontany Ampasimena, kaominina ambanivohitra Antanambao […]







