Other News

Tsipy kanetibe – Mada 2026 : 270 ireo ekipa mifaninana

Nosokafana tamin’ny fomba ofisialy tetsy amin’ny Kianjan’ny Boulodrome An­katso, ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara, taranja tsipy kanetibe, ho an’ny olon-droa miaraka. Araka ny fanazavana voaray teny an-toerana, mahatratra 270 ireo ekipa mandray anjara amin’izany ary nahatonga solontena avokoa ireo ligy 12 mandrafitra ny federasionina. Anisan’izany ny ligin’i Anala­manga, Vakinankaratra, […]

Seminera nasionaly: Atleta 60 nahazo mari-pankasitrahana

Tontosa tany Antsirabe ny andiany faha-5 tamin’ny seminera nasionaly ho an’ny atleta, ao anatin’ny fankalazana ny “Olympic Day”. Atleta 60 no nahazo mari-pankasitrahana taorian’ny fiatrehana ity seminera nomen’ny kaomisionin’ny atleta CNO Madagasikara ity. Nanan-karena fifanakalozana sy fifampizarana fahalalana ny seminera. Nisy ny fijoroana vavolombelona nataon’ireo olympianina amin’ny maha atleta matihanina […]

Baolina kitra, sokajy vehivavy-JO 2028 : Hifandona amin’i Soudan, anio, ny Barea Ladies

Hifantoka atsy Soudan Atsimo indray ny sain’ny besinimaro, indrindra ny mpankafy baolina kitra, vehivavy, amin’ity faran’ny herinandro ity. Hifampitana amin-dry zareo mpampiantrano ny Barea Ladies Madagasikara. Hiady ny tapakila hiatrehana ny lalao Olympika (JO 2028). Hotanterahina anio, ao amin’ny Kianja Juba National Stadium, ao Soudan Atsimo, ny lalao voalohany amin’ny […]

VAOVAO TAMBATRA

Hotanterahina ny talata 10 jona ny fanaovan-tsonia ny «Accord de partenariat économique». Fifana­raham-piaraha-miasa eo amin’ny Vondrona eoropeanina sy ireo Nosy aty amin’ny ranomasimbe Indianina. Tafiditra ao anatin’izany i Madagasikara, Kaomoro, Maorisy ary Seychelles. Tanjona ny hanamafy orina ny fiaraha-miasan’ny roa tonta sy hampandrosoana ny toekaren’ireo Nosy aty amin’ny faritra. Mitentina […]

Ady amin’ny kolikoly : Mifanome tanana ny fanjakana sy ny sehatra tsy miankina

Vita sonia ny alakamisy teo, teny Ivato, ny fifanaraham-piaraha-miasa stratejika eo amin’ny sehatra tsy miankina sy ny fiarahamonim-pirenena, niarahan’ny governemanta sy ny Transparency Inter­national. Tanjona ny hiadiana amin’ny kolikoly, hanamafisana ny fitantanana mangarahara eo amin’ny sehatra tsy miankina. “Mi­antoka ny fisarihana fampiasam-bola sy ma­natsara ny tontolon’ny fandraharahana eto Madagasikara ny […]