« Iza no mpanakanto tian’ny mpihaino hiaka-tsehatra? » Izay no fanontaniana napetraky ny onjampeo RDJ 96.6 tamin’ireo mpanaraka azy ho fanamarihana ny faha-23 taonany. Nisongadina tamin’ny maro ny anaran’ny mpanakanto efatra: i Shyn, Denise, L Jo ary i Ceasar. « Efa samy mpanakanton’ny taona tamin’ireo Rdj Mozika avokoa ireo, ka mazava be ny […]
Other News
Mba hampitoetra ny hasina: Mila fanarenana goavana ny kabary
Kolontsaina, fomba amam-panao, zavakanto, fanabeazana, soatoavina, teny, sns, samy voarakitra ao anatin’ny kabary avokoa. Ireo ihany koa no itoeran’ny hasina. Izay no nahatonga ny Ntaolo tsy hikabary raha mbola tsy anti-panahy sy nandalo ireo ambaratongam-panabeazana (angano, ankifidy, ankamantatra…) ananan’ny Malagasy. Lesoka goavana be ho an’ny kabary ankehitriny io. Mpikabary malama […]
« Miss Monde 2026 »: Tsy hanana solontena i Madagasikara
Efa mifantoka amin’ny andiany 2027 ny komity mpikarakara ny Miss Madagascar. Miantso mpikarakara matihanina handray an-tanana ny fahalavorarian’izany izy ireo. Maka bahana ho an’ny tsara kokoa. Herinandro vitsivitsy mialoha an’ilay hetsika goavana sy iraisam-pirenena “Miss Monde 2026”, nanao fanambarana ny komity mpikarara ny “Miss Madagascar”, fa tsy hanana solontena ny […]
ANMCC : Tafatsangana ny vovonana niomerika
« Hanampy amin’ny fanadihadiana sy fanangonan-kevitr’ireo mpandraharaha ny vovonana niomerika natsangana », hoy ny Tale jeneralin’ny Fahefam-pirenena misahana ny fepetra fanitsiana ara-barotra (ANMCC), Barthélémy, omaly, nandritra ny fanokanana ny birao vaovaon’ny ANMCC eny Ifarihy Ankaraobato. Hanafaingana ny fikirakirana ny antontan-kevitra ka hanamafy ny mangarahara amin’ny fomba fiasa ity rafitra ity. Manampy amin’ny […]
Madagasikara-Comores : Sidina roa isan-kerinandro
Notanterahin’i Madagascar Airlines, omaly, tany Mahajanga ny sidina hanokafana ny fiverenan’ny fitaterana ana habakabaka mampitohy an’i Madagasikara sy Moroni. Indroa isan-kerinandro ny sidina ataon’ny kaompania. Hanamora ny fivezivezen’ny mpandeha sy hanamafy ny fifanakalozana ara-toekarena sy ara-pizahantany eo amin’i Madagasikara sy ny Union des Comores izy ity. « Ho antoky ny fampandrosoana […]






