Maherin’ny 30 000 ireo mpamokatra nisitraka tohana mivantana tamin’ny alalan’ny fandaharanasa maharitra napetraky ny minisiteran’ny Fambolena sy ny fahaleovantena ara-tsakafo. Tsara ny vokatra tao anatin’ny efa-bolana. Nahazo fanofanana sy fampitaovana ny tantsaha, hanohanana ny famokarany ho an’ny fampandrosoana ny toekarena. Paikady napetraky ny minisitera ny hanakaikezana bebe kokoa ny mpamokatra, ny […]
Other News
FANTINA sy FINTINA
Niseho tamin’ny alalan’ny visioconférence teo anatrehan’ny BRC Ravatomanga Mamy, omaly tatsy amin’ny Nosy Maorisy. Nisy fangatahana nataony tamin’izany. Nofaritana ho amin’ny 17 sy 18 aogositra ho avy izao ny fotoam-pitsarana handinihana ny fangatahany hahazo fahafahana vonjimaika misy anto-bola. Tsy mijanona amin’ny fanovana rafitra ihany ny fanavaozana hapetraka fa mila manova […]
Kly Randrianirina Michaël : « Miankina amin’ny dinika politika ny fifidianana »
Anisan’ny noresahin’ny filohan’ny Fanavaozana ny Repoblika, ny Kly Randrianirina Michaël, tamin’ireo Malagasy any Egypte, omaly, ny toe-draharaha politika. Nambarany fa efa tafiditra amin’ny fanombohana ny dinika politika ny fihaonany tamin’ireo filoha teo aloha, Ravalomanana Marc sy Rajaonarimampianina Hery. « Voafidim-bahoaka izy ireo ary efa filoham-pirenena sady raiamandreny ka tsy maintsy apetraka […]
Kolikoly mankaloiloy
Hanomboka avokoa ny fifaninanana fanadinana hidirana ho mpiasam-panjakana. Mivoaboaka avokoa ny datim-panadinana amin’ny sokajy isan-karazany. Ny ao amin’ny Hery fiarovana, ny mpitsara, ny paositra, ny fanabeazana, sns. Manginy fotsiny ny fandraisana any anatin’ny minisitera izay tokony ho an’ny daholobe, indrindra ireo tanora nitolona ho an’ny fanavaozana, niady ny mangaraharaha […]
Raharaham-pirenena : Mitsipaka marindrano ny fiaraha-mitantana ny HVM
Naneho ny heviny manoloana ny toe-draharaham-pirenena ankehitriny ny filoha nasionalin’ny antoko HVM. Anisan’ny noresahiny ny momba ny fihaonana tato ho ato sy ny fikaonandoham-pirenena. Nitondrany ny heviny ny momba ny fifampiresahana sy ny fifanatonana teo amin’ny mpitondra am-perinasa sy ireo mpitantana teo aloha. Nambarany fa nanana tanjona ny filohan’ny Fanavaozana […]






