Other News

Fambolena sy fiompiana : ampirisihina ny famokarana ny akora fototra

Antoky ny fampandrosoana ny toekarena ny fampiroboroboana ny fambolena sy fiompiana. Tokony hampitomboina ny famokarana akora fototra eto amintsika. Sehatra iray mifampiankina ny fambolena sy ny fiompiana. Miantoka ny famokaran-tsakafo ho an’ny olombelona sy ho an’ny biby ny fambolena. Ho an’i Mada­gasikara, ambany ny famokarana akora fototra, toy ny ka­tsaka […]

TARATRY ny KANTO

Le By Pass after Work – Melky. Haka endrika “Cabaret dancing” ny fiarahana anio, manomboka amin’ny 8 ora alina, ao amin’ity toeram-pialamboly ity. Ny tarika Melky no handahatra ireo hirany, hampian’i Nanja, nasaina manokana. Mazava loatra fa ireo hira mampandihy, nitety vanim-potoana no halahatra mandritra izany. Hanafana mialoha ny sehatra, […]

MFF, andiany faha-19: miisa 177 ny sarimihetsika hifaninana

Efa fantatra avokoa ireo sarimihetsika samihafa, hifaninana ao anatin’ny Madaga­scourt Film Festival (MFF) andiany faha-19. Miisa 177 izy ireo, ary mizara sokajy efatra. Nifarana ny 14 avrily 2024 teo ny fisoratana anarana amin’ity hetsika lehibe ity, ary izao navoakan’ny mpikarakara izao ny lisitr’ireo afaka mifaninana. Nahatratra 347 ny sarimihetsika voaray […]

Fikajiana ny kolontsaina: hanao velakevitra ny Famailahy

Anisan’ny ezaka sady antom-pijoroan’ny fikambanana Famailahy ny fikajiana ny kolontsaina, tantara, sns. Ny 28 avrily izao, manomboka amin’ny 10 ora maraina ka hatramin’ny 5 ora hariva, ao amin’ny EPP Ambohijanaka Antsinanantanana. Hanatanteraka velakevitra fampahafantarana ity fikambanana ity ny tomponandraikitra. Tafiditra ao anatin’ny fandaharam-potoana ny famaliana ny fanontaniana, inona sy aiza […]