Mahoraka ary mbola arahin’ny mpanara-baovao akaiky ny mahakasika ny fanondranana antsokosoko ireo varika sy sokatra tany Thaïlande. Nanampy trotraka ny fahatrarana ireo mpanao trafika teny Ivato, afakomaly alina. Nihazakazaka izaitsizy ny fanjakana malagasy nandray andraikitra. Efa nisy ny olona voalaza fa voasambotra. Tsara ny ezaka saingy dia dokotera aorian’ny […]
Other News
“Annuel Investment Meeting”: misarika ireo mpamatsy vola ny filoha Rajoelina Andry
Mitohy hatrany ny fanatsarana ny fifandraisana sy fitadiavana fiaraha-miasa vaovao, eo amin’ny firenena malagasy sy ny avy any ivelany. Maro ny fihaonana amina tomponandraiki-panjakana, ataon’ny filoham-pirenena Malagasy, amin’izao fihaonana iraisam-pirenena izao. Nisokatra omaly, ao Abu Dhabi, ny “Annuel Investment Meeting” (AIM) andiany faha-13. Vahiny manokan’ny filohan’ny Emirats Arabes-Unis, Mohamed bin […]
TSELATRA
Olona dimy naratra vokatry ny fifandonan’ny fiara maromaro teny Bel’Air Talatamaty, omaly hariva. Mpiandry taxi-be ireo naratra. Vokatry ny fahatapahan’ny hisatra tamina fiara iray no voalaza fa nitarika ny fifandonana tamin’ireo fiara. Misokatra ny fanadihadiana ataon’ny zandary. Teratany malagasy iray nosamborin’ny polisy ao amin’ny seranam-piaramanidin’i Maorisy, afakomaly. Hafahafa ny fihetsik’io […]
Mahitsy: mpamaky trano tra-tehaky ny zandary
Voasambotry ny mpitandro filaminana ny lehilahy iray namaky trano, an’ny mpifanolobodirindrina aminy, tao amin’ny fokontany Ambohimilemaka, kaominina Mahitsy, omaly. Nanararaotra ny tsy fisian’ny olona tao amin’io trano io ilay olon-dratsy. Nalainy avokoa ny entana, toy ny fahitalavitra, ny 26 avrily lasa teo. Niverina tao an-trano ny tompontrano, efatr’andro taorian’io, foana […]
Nisoloky Cash point : lehilahy nahatrarana vola sandoka 1 tapitrisa Ar
Saika hanao izay ho afany handefa vola sandoka teny aminy! Voasambotry ny zandary miasa ao Sambava renivohitra ny lehilahy iray nikasa hisoloky mpanao Cash point, afakomaly hariva tamin’ny 5 ora sy 20 minitra. Nanatona io toerana fandefasam-bola io ilay lehilahy. Nilaza handefa vola misimisy izy. Tsy nisy alaharo, nanao ny […]






