Kolontsaina sy soatoavina iray be mpankafy sy be mpitia eto amin’ny firenena sy maneran-tany ny tontolon’ny dihy. Tanora sy ny ankizy no tena liana sy mandranto fahalalana mahakasika izany, amin’ny ankapobeny. Lasa mirona any amin’ny kolontsaina vahiny ny ankamaroan’ny tanora malagasy amin’izao fotoana, indrindra eo amin’ny tontolon’ ny dihy. Zary […]
Other News
FANTINA sy FINTINA
Maromaro ireo mpanao gazety nahazo valisoa tamin’ny fifaninanana nokarakarain’ny Transparency international-IM sy ny ONG Malina. Eo ny horonantsary nitrandrahana « Ny fanondranana hamorain’ny kolikoly: loza mitatao ho an’ny sokatra ». Novokarin’i Nadia Raonimanalina sy i Germain Andrianalitiana ary i José Sitrakiniaina izany. “Manana adidy hiray hina hahatafavoaka ny firenena isika”, hoy […]
Sendika nasionalin’ny fitsinjaram-pahefana : vonona hanamafy traikefa ireo mpiasa
Nihaona tamin’ny minisitry ny Fitsinjaram-pahefana sy ny fanajariana ny tany (MFFT), Andriantsitohaina Naina, tetsy Anosy, ny herinandro teo ny eo anivon’ny Sendika nasionalin’ny fitsinjaram-pahefana (Snadec). Notsiahivin’izy ireo tamin’izany fa niforona tamin’ny fomba ofisialy tamin’ny herintaona, ny sendika. Naneho fahavononana ny hiara-kiasa amin’ny minisitra izy ireo ary hanamafy hatrany ny traikefany, […]
Dona tapany tsy mahavaha olana
Aiza ho aiza ny fiainam-bahoaka amin’izao? Na ny sosialy, na ny maha olona… Ao anatin’izao fotoam-pifidianana izao. Mialoha na mandritra ny fampielezan-kevitra, misy ny manararaotra ny fahantram-bahoaka. “Lasa mpanao asa soa avokoa ny mpanao politika”, hoy ny kandidà iray izay. Manolotra fanomezana izany, mizara fanampiana. Tsy inona fa dona […]
Mialoha ny fampielezan-kevitra : efa mahita fihoaram-pefy sahady ny KMF/Cnoe
Manaraka akaiky ny mialoha ny fampielezan-kevitra ny eo anivon’ny KMF/Cnoe amin’izao fotoana izao. Niantso fandraisana andraikitra izy ireo manoloana ny efa tsy fanarahan-dalàna hita tato ho ato. «Momba ireo fihoaram-pefy, manana ny andraikiny amin’ny maha mpitondra ny raharaha eny amin’ny fitsarana azy ny Ceni. Ny HCC efa nilaza fa handray […]






