Vonona ny minisitra mpisolo toerana hisahana ny Atitany, Andriantsitohaina Naina, ho amin’ny fiaraha-miasa hampandehanana ny raharaham-panjakana, indrindra amin’izao fotoam-pifidianana izao. Tontosa omaly, tetsy Anosy, ny famindram-pitantanana teo aminy sy ny minisitra teo aloha, Tokely Justin, kandidà depiote any Sambava. Nandray anjara tamin’ny fivorian’ny APF i Madagasikara. Nifanakalozana tamin’izany ny andraikitry […]
Other News
Raharaha eny amin’ny fitsarana : manentana hakana mpisolovava ny holafitra
Nahavita fianianana omaly, tetsy Anosy, ireo mpisolovava miisa 44. Dimy amin’izy ireo matihanina raha mpiana-draharaha kosa ny ambiny. Nambaran’ny filohan’ny Holafitry ny mpisolovava, ny Me Raondry Alain, fa ilaina ny fanatonana azy ireo raha manana raharaha eny amin’ny fitsarana. “Ilaina izany hisorohana ireo mpijirika. Aleo maka mpisolovava ny mpitory na […]
Kolonely « faneva »
Mahoraka ny fanovana ny dahalo ho olom-banona any amin’ny faritra Menabe, tarihin’ny kolonely Faneva. Zatovolahy analinkisa no miriorio eraky ny tanàna fa “niova fo”. Mahafaly ny mponina any an-toerana izany. Mampitsiriritra ny any amin’ny faritra hafa, indrindra ireo toerana izay mbola hanjakan’ny tsy fandriampahalemana. Tena mihorohoro ny olon-dratsy. Voasoroka […]
Filohan’ny HCC : “Voararan’ny lalàna ny fitsikerana didim-pitsarana”
Nampitandrina ny filohan’ny HCC, Rakotoarisoa Florent, manoloana ireo resabe tato ho ato. Anisan’izany ny momba ny didy sy ny fanapahana raisin’izy ireo. “Misy ny lalàna eto amintsika, ny And. 126 ao amin’ny fehezan-dalàna famaizana milaza mazava tsara fa tsy azo atao fa mahavoasazy ny mitsikera na manaratsy didim-pitsarana”. Io no […]
TSELATRA
Mpamaky trano efa-dahy voasambotry ny polisy tao Antsirabe, afakomaly. Naka fitaovana toy ny fahitalavitra sy kiraro ny roa lahy. Tratra teo am-panatontosana ny asa ratsiny tao Amboronomby kosa ny roa lahy hafa. Vilany dimy sy finday no tratra teny amin’izy ireo. Raim-pianakaviana sy ramatoa iray maty tratry ny fahapoizinana ara-tsakafo […]






