Other News

Vavitokan’ny ray aman-dreniny : maty voadonan’ny kamiaobe i Mitia

Ranomaso, horakoraka…ny an’ireo ray aman-drenin’i Mitia, ilay ankizivavikely maty voadonan’ny kamiaobe, omaly hariva, teny Ambohimangakely. Nipotsaka ny atidohany, nandriaka eraky ny arabe ny ra. Araka ny fitantaran’ireo olona nahita maso ny fitrangan’ny loza, niampita ny arabe izy no notsenain’ilay kamiaobe. Vavitokan’ny ray aman-dreniny anefa izy kanjo izao nindaosin’ny fahafatesana tampoka […]

Nokendaina sy feno dian-drangotra : renim-pianakaviana hita faty tao an-tranony

Tsy nisy namantarana azy! Potika ny tarehin’ny renim-pianakaviana iray hita faty tao an-tranony, ao Andrefan’ny abatoara, fokontany Mahitsy, afakomaly. Nokendaina sady feno dian-drangotra… Renim-pianakaviana iray 59 taona no novonoin’olon-tsy fantatra tao an-tranony ao Andrefan’ny abatoara, fokontany sy kaominina Mahitsy, distrikan’ Ambohidra­trimo, afakomaly. Tonga nampilaza tao amin’ny tobim-paritry ny zandarimaria ao […]

Développement de l’aérien à Madagascar : les vols domestiques au cœur des préoccupations

Le secteur du tourisme ne peut pas se développer sans les infrastructures adéquates, suffisantes et résilientes. Au- jourd’hui, les opérateurs réclament surtout plus de liaisons aériennes. Il faut dire que le niveau avant la crise sanitaire n’est pas encore atteint. Au cours d’une table ronde portant sur le thème “Le […]