Hotanterahina any Antsirabe, ny 1 hatramin’ny 5 mey ho avy izao, ny andiany faharoa amin’ny fifaninanana Fiba 3×3 “Shoot out Bira”, taranja basikety. Hetsika karakarain’ny ligin’i Vakinankaratra sy ny Federasiona malagasin’ny basikety (FMBB) ity hatao ity. Hotontosaina any amin’ny nosy rahavavy La Reunion, ny 27 hatramin’ny 28 avrily, ny “Festival […]
Other News
Diamanga vaovao : nizara ny fahaizany Rakotonindriana Parfait
Tontosa ny alarobia lasa teo, teny amin’ny Axian University Andraharo, ny famelabelaran-kevitra mahakasika ny diamanga, taranja ara-panatanjahantena nentim-paharazana malagasy. Nitarika izany teny an-toerana ny filohan’ny Diamanga vaovao, Rakotonindriana Parfait Andriantsiory. Nizara ny fahaizany mahakasika izany tamin’ireo mpianatry ny Oniversite Ankatso miisa 10 mianadahy ny tenany. Araka ny fanadihadiana natao, mandrato […]
« Ligue des Champions» : fantatra ny ekipa hanao ny manasa-dalana
Nifarana ny alarobia lasa teo ny lalao ampahefa-dalan’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Eoropa “Ligue des Champions 2024”, taranja baolina kitra. Ny ekipan’ny Paris Saint Germain (PSG) Frantsa, klioba roa avy atsy Allemagne, Dortmund sy Bayern, ary ny Real Madrid Espagne no nahazo ny tapakila hiatrika izany. Raha hiverenana ny lalao […]
Tsipy kanetibe – Amboaran’i Madagasikara : «Tsy mitombina ny fitorian’ny Abmi», hoy ny FSBM
Namaly ny fangatahan’ny klioba Amical bouliste Mandrosoa Ivato (Abmi), ny Federasiona sport boule malagasy (FSBM). Taorian’ny fandinihana ny lalàna mifehy ny tsipy kanetibe, malagasy sy ny iraisam-pirenena, tsy mitombina ny fitorian’izy ireo. Tsy nahazo rariny ny fangatahana hanintsanana ny ekipan’ny Union bouliste Manjaka (UBM), tompon’ny amboaran’i Madagasikara 2024, taranja tsipy […]
Fiarovana ny tontolo iainana : mampihena ny fandaniana ny fampiasana arina maitso
Azo lazaina fa mbola vitsy ny olon-tsotra manjifa ny vokatra vita amin’ny arina ekolojika eto Madagasikara. Anisan’ny mampihena ny vola mivoaka eo anivon’ny tokantrano tsirairay kosa anefa ny fampiasana azy io. Miankina tanteraka amin’ ny fampiasana ny arina fandrehitra sy kitay avokoa ny 95% ny tokantrano eto Madagasikara. Mbola lafo vidy ho […]






