Other News

SOMBIM-BAOVAO

Tsy mbola tontosa ny fifidianana eo anivon’ny seksiona Atsimondrano sy Avaradrano, ho an’ny taranja rugby. Tsy mbola voafaritra ihany koa ny daty hanatontosana izany. Mandra-piandry io fotoana io, miantso ireo kandidà hameno ny antontan-taratasiny hatramin’ny rahampitso ny tomponandraikitra. Toy izany koa ireo fileo­vana tsy mbola nanavao ny taratasy fahazoany miasa […]

LIGUE DES CHAMPIONS EUROPE : nahavita «remontada» tany Espagne ny PSG

Tafita amin’ny manasa-dalana, amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Eoropa «Ligue des champions», taranja baolina kitra ny PSG. Resiny ta­min’ny isa mazava, 4 no ho 1 tao amin’ny kianja filalaovany ao Montjuïc, ny FC Barcelone ny talata lasa teo, nandritra ny lalao ampahefa-dalana miverina. Nahavita ny “remontada”, ny Parizianina rehefa resin’ny […]

Pureplay football league (PFL): nosazian’ny CFEM ny Mama FC sy ny 3FB Toliara

Herinandro taorian’ny fisian’ny gidragidra teo amin’ny lalaon’ny Mama FC sy ny 3FB, namoaka fanapahan-kevitra ny Club du football Elite de Madagascar (CFEM). Sazy henjana no azon’ny roa tonta. Nivory teny Mahamasina, ny talata lasa teo, ny Club de football Elite de Madagascar (CFEM), sy ireo fi­lohan’ny klioba efatra ao amin’ […]

Filankevitry ny minisitra any Toamasina: novahana ny olan’ny vahoaka eny ifotony

Notanterahina voalohany any Toamasina amin’izao fe-potoam-piasana faharoa ho an’ny filohan’ny Repoblika izao ny filankevitry ny minisitra any amin’ny faritra. Voaresaka nandritra izany ny fampandrosoana sy ny fampivoarana ny tanànan’i Toamasina. Eo koa ny fijerena ny filan’ny vahoaka sy ny olany ary ny hetahetany. “Efa misy drafitra ahafahana manafaingana ny asa […]