Other News

Sakafo manara-penitra: hamoaka Drafitrasa iombonana ny tetikasa SANOI

Ampanarahana ny fenitra iraisam-pirenena ny kalitaon’ny sakafo eto amintsika. Hanombohana azy ny katsaka sy ny akoho amam-borona, mba ho tsara kalitao eo amin’ny lafiny varotra iraisam-pirenena. Atao eto Antananarivo, mandritra ny telo andro ( ny 16-18 avrily) ny atrikasam-paritra momba ny fe­petra mifehy ny Fiarovana ara-tsakafo aty amin’ny ranomasimbe Indiana […]

Fampandrosoana eny ifotony : miantso fifanomezan-tanana ny Fizalaotra

Miantso ny mpikambana sy ny zanaky ny faritra ary ireo tsara sitrapo, hifanohana sy hifanome tanana ny Fikamba­nan’ny zanak’Alaotra (Fizalao­tra). “Ndao isika hiara-hijery va­haolana entina miatrika ny olana maro samihafa aty, mba hisian’ny tena fampandrosoana mirindra sy hisitrahan’ny rehetra izany”, hoy ny filohany, Andriamahafaly Zaka, omaly. Nambarany fa misedra olana […]

SOMBIM-BAOVAO

Hanomboka, afaka tapa-bolana, ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika, Can 2024, taranja rugby lalaovin’olona 15, sokajy vehivavy sénior. Hiady ny tapakila hiatrehana ny “Mondial 2025” amin’ity ny XV Makis Ladies de Madagascar. Tsiahivina fa ny 4-12 mey ho avy izao ity fifanintsanana ity no hatao eny Andohatapenaka. Hotontosaina manomboka ny […]

Federasion’ny taekwondo : lany ho filoha Rakotomanana Franck

Tontosa teny Alarobia, omaly, ny fifidianana ny filohan’ny federasiona malagasin’ny taranja taekwondo (FMTKD). Rakotomanana Franck Tiana no lany hitantana ity taranja ity mandritra ny efa-taona. Naha­zo vato dimy tamin’ireo ligy fito nahazo nifidy ny tenany. Vato roa kosa ny azon’ny kandidà mpifaninana taminy, Ramanantsoa Christian Richard, filohan’ny FMTKD teo aloha. Ny […]

Ligue des Champions : hanala vela amin’ny Man City ny Real Madrid

Hotontosaina anio ny lalao ampahefa-dalana miverina, hiadiana ny ho tompondakan’i Eoropa “Ligue des Cham­pions”, taranja baolina kitra. Anisan’ny lalao tena andrasan’ny maro ny fifanandrinan’ny Manchester City Angleterre sy ny Real Madrid Espagne. Fihaonana izay hatao ao amin’ny kianjan’ny Etihad Stadium Angleterre. Nisaraka ady sahala, 3 no ho 3, ny lalao […]