48 taona i Lalie izao nodimandry izao. Tontosa ilay fandidiana natao taminy, saingy mbola nihombo ny aretiny ka nitarika ny fahafatesany. Nangina hatreo ilay feo tsy manam-paharoa… Niady mafy izy… Tsy nahatohitra ny aretina anefa, ka nodimandry omaly maraina, Andriamazava Hanitriniala Louise, fantatry ny maro amin’ny hoe Lalie. Nangina ilay […]
Other News
Sarimihetsika malagasy: Anisan’ny sangany sy nanana ny naha izy azy fahiny
Haikanto sy sehatr’ asa anisan’ny mbola malalaka ny tontolon’ny sarimihetsika eto Madagasikara, araka ny nambaran’ ireo Malagasy matihanina eo amin’io sehatra io. Mbola maro ihany koa ny ezaka tokony hatao mba hahatonga izany ho matihanina sy ara-dalàna. Ny taona 70 no tena fiaingana ho an’ny sinema malagasy. Nahitana ny fanokafana ny […]
FANTINA sy FINTINA
Nisaotra ireo nitondra am-bavaka azy ny kandidà depiote, Ramalason Olga. Nivoaka ny fonjan’Antanimora, ny zoma hariva, ny tenany. “Valim-bavaka izao ka isaorana Andriamanitra fa afaka soa aman-tsara. Mankasitraka antsika rehetra”, hoy izy. Tsiahivina, naiditra am-ponja ny 23 avrily teo izy noho ny fiahiahiana kolikoly tao Antsirabe. Nanentana ireo mpomba azy […]
NY FIVAVAHANA: “Tsy tokony ho lasa fitaovana politika”
“Mila mitandrina isika amin’ ny resaka fivavahana”, hoy ny fanehoan-kevitry ny mpandinika fiarahamonina sady mpanao politika, Rabary Paul, manoloana ny fisian’ny karazana antokom-pivavahana mijoro sy miasa etsy sy eroa amin’izao fotoana izao, izay misy lasa fitadiavam-bola na fangoronan-karena ny sasany. Lasa fanaovana afera ny fivavahana amin’izany, lasa fanodinkodinan-tsaina sy fandemen-tsaina. […]
Fifidianana… tsy ifamitahana
Amin’izao fifidianana izao, tsy misy hadino ny vahoaka eny anivon’ny distrika; eny, na ny eny amin’ny kaominina aza, angamba. Ataon’ny mpirotsa-kofidina izay fomba rehetra hahazoana ny fo sy ny vaton’ ny olom-pirenena: fampanantenana hanao an’itsy na iroa, na tsy asan’ny depiote aza, ohatra, ny manao fotodrafitrasa. Tsy firy no […]






