Other News

Handball – “Licence D, IHF”: mpanazatra 15 nahazo diplaoma

Nifarana tamin’ny fomba ofisialy omaly, teny amin’ny Palais de sports Mahamasina, ny fiofanana ireo mpanazatra haka ny “Licence D, IHF”. Teknisianina 15 mirahalahy tamin’ireo 18 mianadahy nandray anjara no nisitraka ity diplaoma ity, araka ny vaovao voaray teny anivon’ny Fede­rasiona malagasin’ny taranja handball (FMH). Tsara marihina fa ilay frantsay avy […]

Tsipy kanetibe: nofafan’ny Federasiona iraisam-pirenena ny sazin’i Madagasikara

Afaka misioka ny tsipy kanetibe, malagasy, fa tafavoaka ny ala. Nohafahan’ny federasiona iraisam-pirenena mantsy ny sazy nihatra tamin’i Ma­da­gasikara nandritra ny telo taona ka tsy nahafahana niatrika ireo fifaninanana iraisam-pirenena. Nambaran’Andrianirina Adrien, filohan’ny Federation sport-boule malagasy (FSBM) tamin’ny mpanao gazety, teny Ampitatafika, ny sabotsy lasa teo, fa afaka ny sazin’ny […]

TARATRY ny KANTO

« Bal des seniors » – Pitou Behoririka. Ha­merina kely ny taloha, toy ny tamin’ny andron’ny Salut les copains  no tanjona amin’ny hetsika izay ho­tontosaina ny alarobia 1 mey izao, manomboka amin’ ny 12 ora atoandro. Hanafana ny fotoana ao amin’ity toerana ity ry Jimmy & Co, ka haka endrika fandihizana amin’ny […]

Tarika Iraimbilanja : nangingina ny fampisehoana teny Antsahamanitra

Notanterahina omaly, teny Antsahamanitra, ny fampisehoana « Ndao hiverenana!», niarahana tamin’ny tarika Iraimbilanja. Anisan’ny santatra ho an’ny fankalazana ny faha-40 taonan’ny tarika ity hetsika natao ity, araka ny nambaran’ny tomponandraikitra. Niezaka nampiseho ny naha izy azy sy ny nahafantarana azy hatramin’izay izy ireo nandritra ny seho, na dia somary vitsy aza […]

Seho feno: nizara ny kantony i Farakely

« Farakely manontolo ». Izay angamba raha fehezina ny fampisehoana izay natolotr’ity mpanakanto ity, omaly, tetsy amin’ny CCEsca Antanimena. Fiarahan’ny tia sy ny manina, nanjakan’ny mozika misy fanahy no nitranga. Raha ny faha­tsapana ny karazana fihetseham-po naterak’ireo hira nalahatra, fotoana efa nandrasan’ireo tena mpankafy iny. Na tsy feno tanteraka aza ny […]