Namoaka ny lisitr’ireo mpilalao mandrafitra ny Ankoay 3 x3, sokajy U18, lahy sy vavy, ary ny “senior”, lehilahy, ny sabotsy lasa teo, tao anaty tambajotran-tserasera ny Federasiona malagasin’ny taranja basikety (Fmbb). Tsara marihina fa ny Ankoay U18, hiatrika ny fifaninanana “Acnoa” any Seychelles, manomboka ny 6 hatramin’ny 11 mey ho […]
Other News
Rugby – AROI : Tompondakan’ny Makis vehivavy
Nibata fandresena miezinezina indray ny Makis de Madagascar, nandritra ny fiadiana ny amboaran’ny ranomasimbe Indianina “AROI 2024”, ho an’ny rugby lalaovina olona 7, sokajy zandriny latsaky ny 18 taona, vehivavy. Norombahin’ny tovovavy malagasy mantsy ny amboara. Fihaonana notanterahina tao amin’ny Kianja Casabona St Pierre, ny sabotsy 27 sy omaly 28 […]
DAKA AN-JORONY: Zovy ê! Zoky ihany. Zovy ê! Zandry ihany
Ndeha tsy ahodinkodina tahaka ny tandrimo ny resaka fa avy hatrany dia tsorina toy ny lalambe mikodana. Mahamenatra sady mahasorena ny mpanara-baovao ny mahita ny fanilihana andraikitra ataon’ny mpitantana fanatanjahantena, amin’izao fotoana izao. Tsy misy izay tsy maneno sahona ka zovy ê! Zoky ihany. Zovy ê! Zandry ihany. Mbola misafotofoto […]
Tenisy – ITF : misongadina Rasendra Miotisoa
Niampy indray ny anaram-boninahitra ho an-dRasendra Miotisoa, vehivavy malagasy mpilalao tenisy. Votso-droa kosa i Voavy Mitia ka lasa laharana faharoa, tamin’ny lalaon’olon-tokana sy olon-droan’ny “ITF Junior J100”. Nifarana ny sabotsy lasa teo ny fifananana “World Tennis Tour (WTT)Junior j60 “, taranja tenisy, lahy sy vavy, izay natao tany Abidjan Cote […]
Sombim-baovao
Afaka telo andro, hanomboka ny fifaninanana basikety “shoot out”, andiany faharoa. Lalao izay ho tanterahina any Antsirabe, manomboka ny 1 hatramin’ny 5 mey ho avy izao. Tsara ny mampahafantatra fa ity fifanintsanana ity izay iarahan’ny Federasiona malagasin’ny basikety-Fmbb sy ny ligin’i Vakinankaratra manatanteraka. Araka ny vaovao navoakan’ny Federasiona malagasin’ny taranja […]






