Natao tany Fianarantsoa, ny 8-12 avrily teo, ny atrikasa mahakasika ny tetikasa Tefiala (Tetikasa fanatsarana mirindra ny endri-tany sy fanarenana ifotony ny atiala). Nifampizarana traikefa sy nanamafisana ny fahaiza-manaon’ireo mpisehatra ao anatin’ny vondronasa fahefatra ao amin’ny tetikasa. Voakasik’izany ny rojom-pihariana sy ny serasera, izay manana anjara lehibe. Eo ambany fiahian’ny […]
Other News
Taom-pamokarana 2024-2025 : Ilaina ny fikojakojana ny lakandrano
Natomboka ny 11 avrily 2024 teo, tany Marovoay, faritra Boeny, ny fikojakojana ny lakandrano sy ny fambolem-bary voly avotra. Hitarina any amin’ny faritra hafa manerana ny Nosy izany. Singa fototra amin’ny famokaram-bary ny fikojakojana ny lakandrano, satria ilaina ny fifehezana ny rano. Nambaran’ny minisitry ny Fambolena sy ny fiompiana (Minae), […]
Kolektifa ho an’ny Malagasy: “Hiainga eny amin’ny Antenimiera ny fanovana”
Nihaona tamin’ny solontenan’ny vahoakan’Avarandrano, teny Ambohimanambola, ny avy amin’ny Kolektifa ho an’ny Malagasy. “Hiainga eny amin’ny Antenimierampirenena ny fanovana tiantsika hatao”, hoy ny kandidàn’ny Kolektifa, Andrianainarivelo Hajo, teny Ambohimanambola. Nanteriny fa hanao lalàna iarovana ny tombontsoan’ ny besinimaro izy ireo. Anjaran’ny depiote koa ny manara-maso ny asan’ny governemanta na nahavita […]
Fifidianana depiote: manohana ny kandidà Irmar ny Ifi
“Ny vovonana nasionaly Ifi tarihin’ny filoha mpanorina, Ramanambitana Richard, dia manohana tsy misy fepetra ireo kandidà depiote atolotry ny vovonana Isika rehetra miaraka amin’i Andry Rajoelina (Irmar), nahazo fankatoavana avy amin’ny birao foibe Arena ary neken’ny filoha Andry Rajoelina”. Io ny fanambaran’ny vovonana Isika fikambanana miara-dia amin’i Andry Rajoelina (Ifi), […]
Atletisma – «Afrique 2024»: miankina amin’ny minisitera ny isan’ny atleta ho any Cameroun
Tontosa omaly, tetsy amin’ ny kianja Alarobia ny fifaninanana nitiliana ireo atleta malagasy, hiatrika ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika, sokajy “sénior”, lahy sy vavy, eo amin’ny taranja atletisma. Nitsapana azy ireo ny 100 m sy ny 400 m, lahy sy vavy, ary ny vikin-dava sokajy vehivavy. Tsy nisy ny […]






