Nanatrika ny fizarana ny zezika sy masomboly tany Soanierana Ivongo ny filoha Rajoelina. Anisan’ny nambarany koa ny hanamboarana tetezana miampita mankany amin’ny Nosy Sainte-Marie. Natao tany Soanierana Ivongo, omaly 19 avrily, ny fizarana zezika sy masomboly ho an’ny tantsaha traboina vokatry ny rivodoza Gamane farany teo. Miisa 5 000 ny […]
Other News
Fifidianana depiote eny Avaradrano : hampandany ny kandidà Bota ny TMH
Nambaran’ny Tanora miandrandra ny ho avy (TMH), Avaradrano tapany A tarihin-dRamanantenasoa Davidanirina Onjaniaina fa hanohana ny kandidàn’ny Irmar, Radafy Thierry na i Bota izy ireo amin’ny fifidianana depiote, ny 29 mey izao. “Nanohana tsy nisy fepetra ny filoha Rajoelina Andry isika nandritra ny fifidianana filohan’ny Repoblika farany teo. Fanohizana ny […]
TARATRY ny KANTO
“Tokotany be”, hifarana anio. Vakodrazana nataon-dry Rakoto Frah Junior sy seho nataon’i L Jo no namarana ny andro faharoa, omaly. Hiompana amin’ny literatiora sy ny boky kosa ireo atrikasa hifandimby, amin’ny andro farany, anio. Hamarana ny fotoana amin’ity hetsika hanasongadinana ny indostrian’ny kolontsaina ity kosa ny seho hataon’ i Njara […]
Rock: hisehatra ao Antsahamanitra ny tarika Kiaka
Niorina ny taona 1986 ny tarika Kiaka. Anisan’ny tarika sangany eo amin’ny lafiny mozika rock sy mavesatra. Hifamotoana amin’ny mpankafy azy ny tarika amin’ny alahady 5 mey ho avy izao, amin’ny 2 ora sy sasany. Mpanohana mivantana ny hetsika ny Airtel Madagasikara. Tsy ataon’ity orinasa ity ambanin-javatra ny lafiny kolontsaina, […]
Seho fifanakalozana : hiaka-tsehatra ny Jazz Club CGM
Rahampitso 21 avrily, alahady fahatelo amin’ity volana ity. Efa zary mahazatra ny Jazz Club CGM sy ny mpitia jazz ny mihaona ao amin’ny efitrano malalaky ny CGM/GZ Analakely. Hanomboka amin’ny 3 ora tolakandro ny fampisehoana eny an-tsehatra. Ivondronan’ireo mpilalao jazz efa zoky sy ny tanora ary ny ankizy taninketsa ny […]






