Other News

AXELLE SY ORLANE : Talanjona amin’ny talentan’ny Malagasy

Nizotra tsara araka ny tokony ho izy ny fampianarana dihy noentin’ireo vahiny roa vavy teto Madagasikara. Nahaliana ny Malagasy tonga teny Mahamasina izany. Ta­lanjona ihany koa izy ireo amin’ny talentan’ny Malagasy mpandihy. Tao amin’ny La­pan’ny Fanatanjahantena Mahamasina no nanaovana ity fampiofanana dihy an-dRenivohitra «Perfect Your Dance» ity. I Axelle sy […]

Kianjaben’i Mahamasina : «Ratsy ny bozaka», hoy i Rayan

Iray andro, taorian’ny nahavitan’ny lalaon’ny Barea sy i Rwanda ny alatsinainy lasa teo, nanao fanambarana tao amn’ny tambanjotra serasera i Rayan Raveloson kapitenin’ny Barea de Madagascar. Naneho ny alahelony ny amin’ny kalitaon’ny kianjan’ny Barea Mahamasina ny tenany. “Ratsy ny bozaka ary tsy ahafahana mamoaka ny tena fahaizan’ny mpilalao malagasy”, hoy […]

Antafana Toamasina : hamerina ny lazan’ny baolina kitran’Antsinanana

Hofohazina indray ny Antafana, sekolin’ny baolina kitra eto Toamasina. Anton’izany ny hamerenana ny lazan’ity taranja mpanjakan’ny fanatanjahantena ity. Tsy henoheno intsony ny sekolin’ny baolina kitra Antafana Toamasina (Andry Tanora Fanantenana Atsinanana). Nanapa-kevitra, araka izany, ny Me Lalatiana, filoha mpitantana fa hamerina sy hampihodina indray ny ivontoeram-piofanana sy fampianarana baolina kitra […]

INDRAY MIJERY

Haparitaka manerana ny hopitaly manerana ny Nosy ny fitaovana antsoina hoe, scope multiparametrique, miisa 750. Ahafahana manara-maso tsara ny marary sy manampy ny mpitsabo izany. Eo koa ny fitaovana fijerena ny fiasan’ny fo na electrocardiogramme (ECG), miisa 120. Ny sampana vonjy aina sy ny sampan-draharaha fameloman’aina no ametrahana ireo fitaovana […]

Fitoriana eny amin’ny HCC: manohana an-dRazanamahasoa Christine ny MMM

Naneho ny heviny, manoloana ny fitorian’ny IRD ny filohan’ny Antenimierampire­ne­na, Razanamahasoa Christine eny amin’ny HCC ny MMM. Nohitsin’ny filoha nasionaly, Andrianainarivelo Hajo, fa manjaka ny tsy tan-dalàna ka niantsoany ireo Andrim-panjakana isan-tokony hijoro ho arofanina. “Aoka hanaja sy hanaraka ny lalàna mba tsy ho tsarain’ny tantara”, hoy izy tetsy Ankerana, omaly. Nan­ka­hery ny […]