Nanakoako tatsy Afrika indray ny taranja tenisy malagasy, ny sabotsy lasa teo. Lasan-dRasendra Miotisoa ny amboara teo amin’ny fiadiana ny ho tompondaka amin’ny Tennis Foundation Ghana J30, ho an’olon-tokana, vehivavy. Fihaonana notanterahina tao Accra. Resiny teo amin’ny famaranana ilay anglisy, i Tara Lawal. Seta 2 no ho 1 (6 (5) […]
Other News
SOMBIM-BAOVAO
Efa tafita any amin’ny dingan’ny ampahefa-dalan’ny fifaninanam-pirenena “Pureplay Football League (PFL)”, taranja baolina kitra, ny ekipan’ny Fosa Junior Boeny. Nahazo fandresena dimy sy faharesena tokana izy ireo nandritra ny lalao enina nataony. Tsiahivina fa ny Fosa Junior no tompondaka farany tamin’ny taona 2023 teo. Hifanandrina rahampitso, ao anatin’ny fiadiana ny […]
Ankoay 3×3 : vonona ny haka ny tapakilan’ny JO
Ekipa malagasy anisan’ny andrandraina handray anjara amin’ny lalao olympika hatao any Paris, ny Ankoay 3×3, taranja basikety. Mbola hiatrika fifaninanana hahazoana ny tapakila amin’izany anefa izy ireo. Manoloana izany, manoman-tena mafy ireo mpilalao. Nanomboka ny herinandro lasa teo, nikotrana teny Imerinkasinina ny Ankoay. Niara-nilalao sy nanao fanazaran-tena teny 67ha izy […]
Tsipy kanetibe – « Coupe de Madagascar » : nanao pao-droa ny UBM Ambohitrimanjaka
Ny ekipan’Ambohitrimanjaka, Union des boulistes Manjaka (UBM) no nandrombaka ny amboaran’i Madagasikara, taranja tsipy kanetibe, lahy sy vavy, izay natao tany Antsirabe, ny 5 – 7 avrily lasa teo. Solontenan’ny ekipa nasionaly malagasy any Maroc ny UBM. Nifarana teny amin’ny Avenue de la Gare Antsirabe, afakomaly, ny fiadiana ny amboaran’i Madagasikara, […]
IRMAR AMBOHIDRATRIMO: Kandidà ao Ambohidratrimo Rakotoarisoa Johnny
Nametraka ny taratasy filatsahan-kofidina tetsy amin’ ny Ovec Ambohidratrimo,, omaly ny solombavambahoaka Rakotoarisoa Johnny. Milatsaka amin’ny anaran’ny Plateforme Isika rehetra miaraka amin’i Andry Rajoelina ny tenany. 5 taona no vita, nahafahana nijery sy niara-niasa tamin’ny ambaratongam-pitondrana indrindra nifaneraserana tamin’ny vahoaka. Nisaotra ny filoha Andry Rajoelina sy ny birao politika nasionaly […]






