Other News

Famoaham-baovao: hentitra ny fampahatsiahivan’ ny OJM

Namoaka fanambarana manoloana ny fanehoan-kevitra amina tambajotra sosialy mahazo vahana tato ho ato ny Holafitry ny mpanao gazety (OJM). Nisy ny fampahatsiahivana momba izany. “Mpamoaka vaovao ami­na orinasa ma­na­na ny sata ara-dalàna maha orinasa fanaovan-gazety azy ny mpanao gazety na manana fanamarinana hoe “free-lance” ka mi­va­rotra ny asa ataony amina […]

“Road to BAL” : vonona ho any amin’ny “Elites 16” ny Cospn

Hanomboka rahampitso 6 oktobra, eny amin’ny Lapan’ny fanatanjahantena Mahama­sina, ny dingana voalohany, amin’ny fifanintsanan’ny “Road to BAL”, 2023, taranja basikety. Efa vonona tanteraka ny ekipan’ny Cospn. Efa ela no nanomanana ity fifaninanana hatao eto Madagasi­kara ity, ny ekipa malagasy, ny Cospn (Club Omnisport de la Police Nationale), araka ny nambaran’ny […]

SOMBIM-BAOVAO

Niditra tamin’ny ampahefa-dalana ny fifaninanana ITF taranja tenisy, omaly. Nihintsana avokoa ireo solontenan’i Madagasikara tamin’ny sokajy « simple homme » raha toa ka i Ravaka Noemie Ramanant­oanina ihany no sisa tafita amin’ny manasa-dalana, amin’ity fifaninanana ity. Notontosaina omaly, tao amin’ny kianjan’i Barikadimy Toamasina, ny andro voalohan’ny « Poule des AS », D2 Nasionaly, taranja […]

« Cosafa women’s Cup » : resin’i Eswatini i Madagasikara

Ratsy fanombohana ny vehivavy Barea de Madagascar teo amin’ny fiadiana ny ho tompondaka ho an’ireo firenena aty amin’ny tapany atsimon’i Afrika “cosafa cup”. Resin’i Eswatini, tamin’ny isa 2 no ho 1, ny tovovavy malagasy. Fihaonana notanterahina omaly, tatsy Afrika Atsimo ho an’ny vondrona “A”. Nanokatra ny isa voalohany anefa ny […]

Kitra – “Fenêtre FIFA” : tsy voaantso Barea i Berajo sy i Tendry, naverina i Metanire

Afaka efatra andro, hisokatra ny lalao ara-pirahalahiana anatin’ny “fenêtre FIFA”. Raha ho an’ny Barea de Madagascar, manomboka ny 9-17 oktobra izany, any Marôc. Nivoaka tao anatin’ny tambajotran-tseraseran’ny Federasiona malagasin’ny baolina kitra (FMF), omaly, ny lisitr’ireo mpilalao 22 voaantso Barea de Madagas­car. Miisa 11 ireo milalao eto an-toerana ary 11 ireo […]