Nampiana 24 ora indray ny fitazonan’ny zandary eny amin’ ny sampana fikarohana ny heloka bevava eny Fiadanana, ny sekretera jeneralin’ny antoko Tim, Randriamasinoro Rina. Midika izany fa mbola misy fanadihadiana lalindalina kokoa ilaina atao aminy matoa nohalavaina ny fe-potoana ihazonana azy. Na izany aza, efa nilaza ny mpisolovava ity mpitarika […]
Other News
Hetsika sy fitakiana : ho eny amin’ny13 mey indray ireo kandidà, anio
Hitohy indray anio, ny hetsika hotarihin’ireo kandidà 11. Mialoha izany, nandray ireo olom-boafidy, ahitana loholona sy depiote ireo vondron’ny kandidà 11 teny Ambohimanambola, omaly. Tafiditra amin’ny fikaroham-bahaolana sy ny fanohizana ny tolona izany ary koa ho famerenana ny tany tan-dalàna, araka ny nambaran’izy ireo tamin’izany. Nitohy tamin’ny fandraisana ireo fikambanana […]
Anjaramanantsoa Laza Fanambinana : “Tokony hirosoana ny safidim-bahoaka amin’ny alalan’ny latsa-bato”
Hanao ahoana ihany ny fifidianana? Maneho ny fijeriny ny olom-pirenena tsotra, maro anisa mangina, i Anjaramanantsoa Laza Fanambinana: ” Ny safidin’ny vahoaka amin’ny alalan’ny latsa-bato no tokony hirosoan’ny rehetra.” Fanehoan-kevitra… “Tsy hanova na inona eo amin’ny fiainanao ny ataon’ny mpanao politika. Misy efa nanana ny toerany teo aloha, mbola mieritreritra […]
TARATRY ny KANTO
“Madajazzcar”. Hetsika maro no hanamarihana ny “Festival International Madajazzcar”. Ho an’ny eto Antananarivo manokana, anisan’ny hetsika tanterahina ao anatin’izany ny “Jazz in Garden”, “ Sunset Jazz on rooftop”, “Jazz funk”… Mpiangaly Jazz manana ny maha izy azy maro no hanafana izany hetsika izany. “Oeuvres Poétiques de Jacques Rabemananjara”. Hisy ny […]
Hira evanjelika : manohy ny lalany ny Groupe Heritsaina ZJ
Taona 2000, nanomboka nanajary hira Rakotoarisoa Heritsaina Andry, mpitarika ny Groupe Heritsaina Zanak’i Jesosy na ny Groupe Heritsaina ZJ. Taona 2016, nanapa-kevitra izy fa hiditra miandalana ho amin’ny sehatra maha matihanina amin’ny fiangaliana ny hira evanjelika. Teo no namoahany ny kapila mangirana laharana voalohany « Tour-ko’zao » Tombony ho azy ny nilonany […]






