Tsaroanareo ve i Poon Pazzapa? Efa ela no adinodino izay fanampin’anarany izay, satria nanoritra ny lalany manokana ary manohy izany ity mpanakanto ity. Aleo izy no hitantara… Gazety Taratra (*): Manana fanontaniana telo hapetraka amin’i Poon izahay. Ny voalohany, azonao fintinina ve ny momba anao sy ny lalana nodiavinao teo […]
Other News
Fanabeazana: omena vahana ny maha Malagasy
Miha tsy mahalala fomba andro aman’alina ny tanora ankehitriny. Ankoatra ny zava-baovao ampidirin’ny vahiny eto, anisan’ny antony miteraka io tranga io ny fanabeazana. Tsy afaka ny manatanteraka ny didy aman’andraikiny loatra ny ray aman-dreny. Misy aza, matahotra ny manoro, ny mananatra, ny mitantana, ny manaitra ny zanany manoloana ny tena […]
« Festival Evasion II »: hahazo vahana kokoa ny fifaninanana
Anio sy rahampitso, hahazo vahana kokoa ao anatin’ny fandaharam-potoanan’ny « Festival international de danse de création Evasion danse II » ny fifaninanana. Hotanterahina amin’ny 2 ora tolakandro, etsy amin’ny Ivokolo Analakely ny « Concours d’improvisation » ho an’ny mpandihy 20 sy mpandray anjara 20 hafa. Rahampitso, ao amin’ny Institut Français de Madagascar (IFM) Analakely no […]
Tantara fihaino amin’ny Radio: « Somary manara-davahana ny mpanoratra ankehitriny », hoy i Arikom’s
Miverina ny fitiavan’ny Malagasy mihaino sy manaraka tantara amin’ny Radio. Na izany aza, mbola misy ny lesoka heno amin’ireny tantara ireny. Fanazavan’i Arikom’s Randria. Gazety Taratra (*) : Raha ny traikefa matanjaka anananao momba ny tantara fandefa amin’ny Radio. Inona ny heverinao fa lesoka amin’ireny fandre amin’izao fotoana ireny ? Arikom’s Randria […]
VAOVAO TAMBATRA
Mahatratra hatramin’ny 3.769t ny vokatra jono azon’ireo orinasa telo lehibe mampiasa sambo mpanjono 28. Hampiditra tamberim-bidy 1.809.700.000Ar ho an’ny firenena malagasy sy hamorona asa hatrany amin’ny 261 any anaty sambo izany. Nohavaozina ny fifanarahana jono amin’ireo sambo mpanjono ara-indostrialy aty amin’ny fari-dranomasin’i Madagasikara. Tapaka ny fifanaraham-piaraha-miasan’ny minisiteran’ny Angovo sy ilay […]






