Hanomboka anio, etsy amin’ny Lapan’ny Kolontsaina sy ny fanatanjahantena Mahamasina, ny andiany fahatelo, amin’ny SESAM (Sport extrême et salon des Arts martiaux). Raha ny fandaharam-potoana, amin’ny 9 ora sy sasany ny fanokafana amin’ny fomba ofisialy, iarahana amin’ireo olo-manankaja, aorian’izay, misokatra ny hetsika, izay amin’ny 6 ora hariva vao hifarana, isan’andro. Ny SEHO no mpikarakara […]
Mois : mai 2023
Surf – Kaonfederasiona Afrikanina : lany ho filoha lefitra i Roger Faustinato
Vaovao tsara eo anivon’ny fanatanjahantena malagasy. Voafidy ho filoha lefitra eo anivon’ny Kaonfederasiona Afrikaninan’ny Surf (Kas), ny filohan’ny federasiona malagasy, i Roger Faustinato. Nandritra ny fivoriambe narahana fifidianana, natao tany Dakar Sénégal, tamin’ny 23 avrily lasa teo, no nahafantarana izany. Teratany Senegaley kosa no lany ho filoha, ilay kandida tokana. […]
“Prize money” 500.000 Dolara: “Mitaky ny mangarahara amin’ny FMF ny Barea Chan”
Naneho firaisankina amin’ny fitakiana ny mangarahara mahakasika ny “Prize money”, mitentina 500.000 dolara ho an’ny mpilalao sy ny staff, ny Barea nanao Chan Algerie 2022. Raha ny filazan’ireo mpilalao malagasy, efa ela no tonga ilay vola saingy tsy fantatr’izy ireo izay hanaovan’ny federasiona malagasin’ ny baolina kitra izany. “Mitaky ny […]
Romy Andrianarisoa : « Tokony ho fitaratra ny vehivavy mpanao politika »
Manentana ny vehivavy hanao politika ny Talen’ny kabinetran’ny fiadidiana ny Repoblika, Romy Andrianarisoa. « Miandry antsika i Madagasikara, tokony ho modely isika », hoy izy. Manolona ny odidina politika misy eto Madagasikara dia manao antso avo amin’ny vehivavy rehetra manana ny fahaiza-manao sy ny traikefa ny Talen’ny kabinetran’ny fiadidiana ny […]
Loholona Tsiebo Mahaleo : “Avela hiroso ireo vonona”
“Rehefa hita ny tena fa tsy ampy fanazaran-tena, mijanonà ho mjery na miala an-daharana fa aza miditra eny ambony kianja. Avelao hilalao ny olona izay vonona”, hoy ny fanehoan-kevitry ny loholona Tsiebo Mahaleo Richard. Hatramin’izao, tsy mbola misy fanovana ny lalàm-pifidianana, tsy misy fanakantsakanana tsy hahazo hirotsa-kofidina izany raha mahafeno […]




